12/09/2026
FITIAVAN NY RAY manohitra fitiavana izao tontolo izao faha 12 . RVM ny 12/09/2026!
Le message audio en français passe après la version malgache
Ny Fahasoavana dia raisina eo @ Hazofijaliana avy @ ATRA mba ho zaraina sy aparitaka ho voninahiny irery ihany.
Antsoina isika @ Fitiavana tahaka ny nitiavan'ny RAY antsika.
Tsy fotoanan'ny fihebohebona na avonavona izao. Tsy fotoana hanamelohana na hitsaratsarana ny hafa. Tsy fotoana itadiavana dokadoka ho mendrika na momba ny fanompoana aza satria ny fiheverana ny tena ho mahay sy mahafantatra indrindra ny fototra sy rafi-pivavahana dia avonavona manohitra an'ATRA, ary manindraindra ny tena araky ny lalàna ( légalisme).
Ry rahalay, ranabavy! Fotoana sy oran'ny Fahasoavana izao! Ny fahasoavana izay fanomezana tsy mendrika antsika velively kanefa mivoaka ny fon'ny TOMPO.
Tsy hafahafa na mifanohitra izany fa fanehoam-pitiavana tsy manavaka na mijery ny momba anao izay efa fantatra fa mpanota!
Nul ne peut s'approcher de Dieu si ce n'est par sa grâce et en plus nul ne le mérite.
Dans Jean13/1 Avant la fête de paques et sachant que son heure est venue, Jésus aima les siens et mit le comble à son Amour§
IL n'a jamais cessé et le fera éternellement d' inviter à vivre cette Amour!
Frères et soeurs, ce n'est pas le moment de la religion ni du légalisme!
Ce n'est pas le moment d'accuser ni de juger et de trouver un bouc émissaire.
C'est "L'HEURE DE LA GRACE" pour une vie de DIEU révélée en nous, donnée pour briller de l'Amour du Père qui n'échoue jamais mais va jusqu'au bout.