03/05/2026
Miarahaba amin'ny anaran'ny Tompo,
Indro alefa mipaingotra entoana ny fandaharam-potoana eto anivon’ny VOMM FJKM Montpellier.
Ny voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
Amin'ny anaran'ny birao mpandrindra.