FLM Limoges

FLM Limoges Bienvenue sur la page facebook de l'Eglise Luthérienne Malgache de Limoges

13/10/2022

Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy,

Ny fotoam-pivavahana ny alahady 16 Oktobra 2022 izao dia ho tanterahana ao amin'ny Eglise Saint François - 16 avenue du Psdt René Coty, Limoges manomboka amin'ny 10 ora 30.

Mianatra ny SALoMa amin'ny 9h45.

ALAHADY XVIII MANARAKA NY TRINITE
- Deot. 10 : 12-21
- IKor. 1 : 4-8
- Jao. 10 : 23-38
Toriteny Mat. 22 : 34-46

Dia samy hitondra am-bavaka ny fotoanantsika rehetra!

Mirary ny fiadanan'ny Tompo ho antsika.

07/10/2022

Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy, tsy misy fotoana eto Limoges ny alahady 09/10 izao nohon’ny isan-telovolana any Paris.

29/09/2022

Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy,

Ny fotoam-pivavahana ny alahady 2 Oktobra 2022 izao dia ho tanterahana ao amin'ny Eglise Saint François - 16 avenue du Psdt René Coty, Limoges manomboka amin'ny 10 ora 30.

Mianatra ny SALoMa amin'ny 9h45.

ALAHADY XVI MANARAKA NY TRINITE
- Deot. 32 : 39-40
- Efes. 3 : 14-21
- Jao. 11 : 19-29
Toriteny Lio. 7 : 11-17

Dia samy hitondra am-bavaka ny fotoanantsika rehetra!

Mirary ny fiadanan'ny Tompo ho antsika.

KTLM/SALoMa
29/09/2022

KTLM/SALoMa

29/09/2022
24/09/2022

Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy,

Ny fotoam-pivavahana ny alahady 25 Septambra 2022 izao dia ho tanterahana ao amin'ny Eglise Saint François - 16 avenue du Psdt René Coty, Limoges manomboka amin'ny 10 ora 30.

Mianatra ny SALoMa amin'ny 9h45.

ALAHADY XV MANARAKA NY TRINITE
- Deot. 6 : 4-7
- Gal. 5 : 25 - 6 : 10
- Lio.10 : 38-42
Toriteny Mat. 6 : 24-34

Dia samy hitondra am-bavaka ny fotoanantsika rehetra!

Mirary ny fiadanan'ny Tompo ho antsika.

16/09/2022

Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy,

Ny fotoam-pivavahana ny alahady 18 Septambra 2022 izao dia ho tanterahana ao amin'ny Eglise Saint François - 16 avenue du Psdt René Coty, Limoges manomboka amin'ny 10 ora 30.

Mianatra ny SALoMa amin'ny 9h45.

ALAHADY XIV MANARAKA NY TRINITE
- Jer. 17 : 13-14
- Gal. 5 : 16-24
- Jao.5 : 1-14
Toriteny Lio. 17 : 11-19

Dia samy hitondra am-bavaka ny fotoanantsika rehetra!

Mirary ny fiadanan'ny Tompo ho antsika.

Isan-droa volana tany URT 10-11 Septambra 2022
16/09/2022

Isan-droa volana tany URT 10-11 Septambra 2022

Tsy misy ny fotoana eto Limoges nohon’ny isan-droa volana 10-11 Septambra 2022 any URT (Bayonne).
08/09/2022

Tsy misy ny fotoana eto Limoges nohon’ny isan-droa volana 10-11 Septambra 2022 any URT (Bayonne).

03/09/2022

Faly miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy,

Ny fotoam-pivavahana ny alahady 3 Septambra 2022 izao dia ho tanterahana ao amin'ny Eglise Saint François - 16 avenue du Psdt René Coty, Limoges manomboka amin'ny 10 ora 30.

Alahady fidiran'ny mpianatra SALoMa ary vokatra sampana FBL.

ALAHADY XII MANARAKA NY TRINITE
- Isa. 29 : 18-19
- IIKor. 3 : 4-9
- Mat.12 : 33-37
Toriteny Mar. 7 : 31-37

Dia samy hitondra am-bavaka ny fotoanantsika rehetra!

Mirary ny fiadanan'ny Tompo ho antsika.

Adresse

16 Avenue Du President René Coty
Limoges
87100

Heures d'ouverture

09:00 - 17:00

Téléphone

+33675789327

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque FLM Limoges publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à FLM Limoges:

Partager