FLM Limoges

FLM Limoges Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de FLM Limoges, Organisation religieuse, 16, Avenue du Psdt René Coty, Limoges.

Bienvenue sur la nouvelle page de l'Eglise Luthérienne Malgache de Limoges
Culte tous les dimanches à 9.30

‘Fa isika tsy mba naman'izay mihemotra ho amin'ny fahaverezana, fa naman'izay mino ho amin'ny famonjena ny fanahy.’ Hebreo 10:39

🗓️ ALAHADY 13 SEPTAMBRA 🍬 Alahady XV manaraka ny Trinité
09/09/2026

🗓️ ALAHADY 13 SEPTAMBRA
🍬 Alahady XV manaraka ny Trinité

🗓️ALHADY 30 AOGOSITRA 🌼Alahady XIII manaraka ny trinite 🧺Manasa antsika anao pique nique any @ Lac de Saint Pardoux aori...
28/08/2026

🗓️ALHADY 30 AOGOSITRA
🌼Alahady XIII manaraka ny trinite
🧺Manasa antsika anao pique nique any @ Lac de Saint Pardoux aorian’ny fotoana

15/08/2026

Bonjour à tous au nom de Jésus ! 🫧

Il n’y aura pas de culte ce *dimanche 16 août 2026*, l’église sera fermée ! Le prochain culte sera le 23 août 2026 !

Tahian’i Jesosy !

01/08/2026

Bonjour à tous au nom de Jésus ! 🫧

Il n’y aura pas de culte dimanche 2 août 2026*, l’église sera fermée ! Le prochain culte sera le 9 août 2026 !

Tahian’i Jesosy !

🗓️ ALAHADY 19 JOLAY 2026🌊 Alahady VII manaraka ny Trinite
16/07/2026

🗓️ ALAHADY 19 JOLAY 2026
🌊 Alahady VII manaraka ny Trinite

🗓️ ALAHADY 5 JOLAY 2026☀️Alahady V manaraka ny Trinite
04/07/2026

🗓️ ALAHADY 5 JOLAY 2026
☀️Alahady V manaraka ny Trinite

🗓️ALAHADY 21 JONA 2026 ☁️Alahady III manaraka ny Trinité 🪻Misy koa ny fotoana @ tolakandro : FANDRAISANA AMIN'NY FOMBA O...
17/06/2026

🗓️ALAHADY 21 JONA 2026
☁️Alahady III manaraka ny Trinité
🪻Misy koa ny fotoana @ tolakandro : FANDRAISANA AMIN'NY FOMBA OFISIALY NY VONDROM-BAVAKA POITIERS-VIVONNE ETO AMIN'NY FITANDREMANA LIMOGES

⚠️ MIKATONA NY FIANGONANA @ ALAHADY 14 JONA ⚠️🗓️ASABOTSY 13 SY ALAHADY 14 JONA 🐚 ISAN-DROA VOLANA FITANDREMANA LIMOGES ⭐...
13/06/2026

⚠️ MIKATONA NY FIANGONANA @ ALAHADY 14 JONA ⚠️

🗓️ASABOTSY 13 SY ALAHADY 14 JONA
🐚 ISAN-DROA VOLANA FITANDREMANA LIMOGES
⭐️ "Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra" Matio 28 : 19
📍Abbaye de Belloc et Urt

13/06/2026

🎤 RINDRAN-KIRA ARA PILAZANTSARA - FBL SPFLME
🗓️ ASABOTSY 27 JONA 2026
⏰ 3 ora hariva
📍Église Sainte Monique, 55 Av. Louis Pasteur, 9220 Bagneux
💐 "Efa nahita ny Tompo aho" Jaoana 20 : 18b

🗓️ALAHADY 7 JONA💌 Alahady I aorian'ny Trinite ⚠️ Miova ny ora fidiranana, @ 3 ora hariva fa tsy @ 09 ora 30 toy ny mahaz...
04/06/2026

🗓️ALAHADY 7 JONA
💌 Alahady I aorian'ny Trinite
⚠️ Miova ny ora fidiranana, @ 3 ora hariva fa tsy @ 09 ora 30 toy ny mahazatra

Adresse

16, Avenue Du Psdt René Coty
Limoges
87000

Heures d'ouverture

09:00 - 14:00

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque FLM Limoges publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Raccourcis

Partager