10/05/2026
Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’ny Tompo. Fifaliana ho anay ny manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka ho tonga maro amin’ny fitsangatanganana ao amin’ny Parc de Chedeville izay ho tanterahina ny Alatsinainy 25 Mey 2026 ho avy izao. *** Fandaminana : - Ny sakafo sy ny barbecue samy mitondra ny sahaza azy ny isam-pianakaviana. - Ny Association no mivarotra boisson ho fanohanana ny asany. - Misy tsipaipaika atao ho fandoavana ny hofan’ny chalet sy ho fanohanana ny Association Tongava maro o!!!!!