04/03/2024
Manentana antsika rehetra mpiara mivavaka, havana, namana mba handray anjara amin'ny fampianarana Teny Soratra Masina izay tontosaina ny Talata 05 Martsa 2024 manomboka amin'ny 9 ora alina amin'ny alalan'ny Teams. Tsarovy mandrakariva ry havana fa zava dehibe ny mandray mamaimpoana sy miaina ny Tenin'Andriamanitra. Izay mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra amin"ny messenger.
Tahian'i Tompo daholo