FLM Clermont-Ferrand

FLM Clermont-Ferrand Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de FLM Clermont-Ferrand, Église, 74 Avenue du Limousin, Clermont-Ferrand.

17/05/2026
Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.Indro zaraina amintsika ny programa ny Isan-telovolana ny F...
08/05/2026

Miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.

Indro zaraina amintsika ny programa ny Isan-telovolana ny Fileovana Paris izay horaisin'ny FLM Le Mans ny asabotsy faha 09 sy ny alahady faha 10 mey 2026.

Nohon'io fotoan-dehibe io dia tsy hisy ny fotoam-pivavahana eto amin'ny FLM Clermont-Ferrand ny alahady 10 mey 2026.

Aoka samy hitondra am-bavaka ny fotoana.

Tahian'i Jesosy

17/04/2026
Faly miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika nahatratra ny P***a 2026."Velona Jesosy ... Efa nitsan...
05/04/2026

Faly miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika nahatratra ny P***a 2026.

"Velona Jesosy ... Efa nitsangana Izy"

Hisy ny fotoam-pivavahana ny alatsinainy 6 aprily 2026, hatao ao amin'ny salle "Foyer du Limousin - 74 avenue du Limousin 63100 Clermont - Ferrand", ary hanomboka amin'ny 3 ora tolakandro.

Aoka samy hitondra am-bavaka ny fotoanantsika.

Tahian'i Jesosy.

Faly miarahaba amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.Ho tonga hamangy ny FLM Clermont-Ferrand ny Pastora mpitondra ...
01/04/2026

Faly miarahaba amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.

Ho tonga hamangy ny FLM Clermont-Ferrand ny Pastora mpitondra fitandremana ny alakamisy masina ka hatomboka amin'ny fanasana tongotra ny fotoana amin'ny 6 ora hariva ary tohizana amin'ny fotoam-pivavahana litorzika.

Aoka samy hitondra am-bavaka ny fotoanantsika.

Tahian'i Jesosy

Faly miarahaba amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.Ny fotoam-pivavahana amin'ny alahady faha 29  marsa 2026 dia h...
29/03/2026

Faly miarahaba amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.

Ny fotoam-pivavahana amin'ny alahady faha 29 marsa 2026 dia hatao ao amin'ny salle "Foyer du Limousin - 74 avenue du Limousin 63100 Clermont - Ferrand", ary hanomboka amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro.

Aoka samy hitondra am-bavaka ny fotoanantsika.

Tahian'i Jesosy.

13/03/2026

Miarahaba amin'ny anaran'ny Jesosy Kristy Tompontsika.

Noho ny Zaikakely ny sampana Fifil eto amin'ny SP-FLME, izay raisin'ny Fileovana Marseille, dia tsy hisy ny fotoam-pivavahana eto amin'ny FLM Clermont-Ferrand amin'ny alahady 15 marsa 2026.

Tahian'i Jesosy

Faly miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.Ny fotoam-pivavahana amin'ny alahady faha 8 marsa 2026...
06/03/2026

Faly miarahaba antsika amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika.

Ny fotoam-pivavahana amin'ny alahady faha 8 marsa 2026 dia hatao ao amin'ny salle "Foyer du Limousin - 74 avenue du Limousin 63100 Clermont - Ferrand", ary hanomboka amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro.

Alahady misy pastora ka hisy ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo.

Aoka samy hitondra am-bavaka ny fotoanantsika.

Tahian'i Jesosy.

Adresse

74 Avenue Du Limousin
Clermont-Ferrand
63100

Heures d'ouverture

09:45 - 14:00

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque FLM Clermont-Ferrand publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à FLM Clermont-Ferrand:

Partager

Type