FPVM Nazareth Cachan

FPVM Nazareth Cachan NOUVELLE ÉGLISE PROTESTANTE MALAGASY

01/06/2026

Soa ihany fa tsy tonga hitsara antsika Jesosy
Fa ny ampihaiky antsika ny fahotantsika
Tia anao Jesosy 🫵
[1Jaona:8/11]

18/04/2026

🕊️Ary hoy Izy tamin'i Tomasy: Atehefo eto ny rantsan-tananao, ka jereo ny tanako; ary atehefo eto koa ny tananao, ka ataovy amin'ny lanivoako; ary aza ho isan'izay tsy mino, fa minoa.
Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro!
Hoy Jesoa taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino.🕊️
[Jaona 20 : 27- 29]

29/03/2026

Jakoba 1:12
Sambatra izay olona maharitra fakam-panahy; fa rehefa voazaha toetra izy, dia handray ny satro-boninahitra fiainana, izay nolazain'ny Tompo homena izay tia Azy.

Adresse

38 Avenue DUMOTEL
Cachan
94230

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque FPVM Nazareth Cachan publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager