Sampati Vato Fehizoro Ampitandranomasina

Sampati Vato Fehizoro Ampitandranomasina Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Sampati Vato Fehizoro Ampitandranomasina, Organisation religieuse, Bagneux.

↗️RENCONTRE ANNUELLE SAMPATI SPVFA37↖️« Ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra. »‭‭II Timoty‬ ‭3‬:‭17‬bAny indray ...
13/05/2026

↗️RENCONTRE ANNUELLE SAMPATI SPVFA37↖️
« Ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra. »
‭‭II Timoty‬ ‭3‬:‭17‬b
Any indray isika mihaona r’ise 😉

Fanokanana ny FIVONDRONANA RENALA Sampati Renala Montrouge, fanekena mpiandraikitra ary fanolorana Tonia izay hanasana a...
17/04/2026

Fanokanana ny FIVONDRONANA RENALA Sampati Renala Montrouge, fanekena mpiandraikitra ary fanolorana Tonia izay hanasana antsika rehetra eto amin’ny SPVFA 37.
Samy ahatsiaro am-bavaka azy ireo.

"Ho vonona tsara ho amin’ny asa tsara rehetra" II Tim. 3:17bFitsidihana ny Fitandremana FJKM Betela Fahamarinana Paris s...
30/03/2026

"Ho vonona tsara ho amin’ny asa tsara rehetra" II Tim. 3:17b

Fitsidihana ny Fitandremana FJKM Betela Fahamarinana Paris sy fanentanana ny amin’ny hitsanganan’ny Sampana Mpanazava sy Tily izay niarahana tamin’ny MTEM Faritany Frantsa.
Misaotra an’ireo tranainy sy tanora ao amin’ny Fitandremana amin’ny fahavononana, misaotra ny Mpitandrina sy ny fiangonana amin’ny fanohanana.
#29/03/2026

19/02/2026

Adresse

Bagneux

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Sampati Vato Fehizoro Ampitandranomasina publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à Sampati Vato Fehizoro Ampitandranomasina:

Partager