Romile & David Catholique

Romile & David Catholique Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Romile & David Catholique, Église catholique, 21 bis Rue roche genès, Aubière.
(6)

📌 Tokana ihany ny Eglizy "hita maso" naorin'i Jesoa Kristy✝️

📌 Tout chrétien intelligent et sincère est obligatoirement KATOLIKA♥️

📌 Pour devenir KATOLIKA il faut être sincère et intelligent sinon on demeure Musulman😎

07/09/2026

Katolika manao Famadihana😍

Tena vonona hitia toa azy tokoa ve isika ? Raha ENY, dia aza matahotra fahafatesanaRaha hitia dia aza mitsoaka ny fanenj...
07/09/2026

Tena vonona hitia toa azy tokoa ve isika ?

Raha ENY, dia aza matahotra fahafatesana
Raha hitia dia aza mitsoaka ny fanenjehana
Raha hitia dia aza matahotra ny halaina baraka
Raha hitia dia aza matahotra ny ho be fahavalo
Raha hitia dia aza mifikitra amin’izao ntontolo izao

Raha hitia tokoa dia mianara mandà-tena hoan’ireo izay madinika indrindra fa izay no hafatr’i Kristy Jesoa

PS: Fa dia tena hahita fiadanam-po anie ianao eh✝️

07/09/2026

Ny asa (izay olona be asa) afaka atolotra an'i Jesoa dia lasa vavaka 🙏

Efa manana asa enao ? Ataovy tsara 🫶 dia mazotoa

07/09/2026

EKAR is Bae ... Katolika isika ka raiso an-tanana ny finoanao❤️

Tanora kely roa mifanome toky fa ho iray mandrakizay entourés par des gens adalam-pitiavan’i Kristy : - Mariage célébré ...
06/09/2026

Tanora kely roa mifanome toky fa ho iray mandrakizay entourés par des gens adalam-pitiavan’i Kristy :

- Mariage célébré le 15 Août, soutenu par Maman Marie

- Mariage célébré par un Prêtre exorciste de renom

- Mariage soutenu par deux témoins charismatiques

Inona koa ny azon’ny demony atao manoloana an’izany afatsy ny mionona sy mijery ilay fahasoavana😹

Misaotra an’Andriamanitra amin’ny fisianareo telo✝️

PS: Tean’olo sady tean-Jagnahary♥️🙏

Haha tsy niresaka débat zahay akory fa mba nihaona taty de nifampiarahaba satria mifankafantatra. Ny hevitra no tsy mito...
06/09/2026

Haha tsy niresaka débat zahay akory fa mba nihaona taty de nifampiarahaba satria mifankafantatra.

Ny hevitra no tsy mitovy fa na dia izany le respect s’impose satria ny tena mitono-tena ho zandrin’i Kristy✝️

Misaotra rahalahy Ankoay dia mirary soa eh🙏

Rehefa miaradia amin’ Andriamanitra isika dia tsy resaka hoe « ho tanteraka ihany ve » fa lasa resaka fotoana, izany hoe...
06/09/2026

Rehefa miaradia amin’ Andriamanitra isika dia tsy resaka hoe « ho tanteraka ihany ve » fa lasa resaka fotoana, izany hoe « oviana ihany re vao ho tanteraka e »

Tsarovy fa Andriamanitra mahefa sy be fitiavana i Jesoa ka tsy Izy mihitsy no sakana @ valim-bavakao fa mba anontanio ny tenanao hoe « mba toe-panahy vonona handray valim-bavaka ve izao iainako izao » ?

Sao tsy Andriamanitra no tara fa isika no tsy vonona handray fa faly be fangataka fotsiny ? Diniho anie ity e :

2Piera3,9: Koa tsy ahemotry ny Tompo araka ny hevitry ny sasany akory ny fampanantenany, fa miandry anareo amim-pandeferana izy, mba tsy hisy very na dia iray aza, fa samy hanatona sy hibebaka daholo.

Hatsarao ny fifandraisanao @ Tompo, manantona Ray ampanahy raha bloqué sy déboussolé ianao … saingy aza misaraka @ Eglizy fa mahandrasa ny Tompo🙏.

Tiava marina tokoa dia ataovy izay tianao hatao✝️Nanantena anareo followers betsaka hiala ato aho saingy nijanona ihany ...
05/09/2026

Tiava marina tokoa dia ataovy izay tianao hatao✝️

Nanantena anareo followers betsaka hiala ato aho saingy nijanona ihany ianareo … Merci simplement🙏

Kely sisa dia hiverina ara-dalana ny fampianarana saingy hiampy emission vaovao mahakasika ilay tolona fanadiovana ny Eglizy mamiko maharítra ny aiko✝️

Tout Chrétien sincère et intelligent est obligatoirement KATOLIKA … EKAR is Bae😍

Ireo FAHAMARINANA irian’ny forongom-piangonana naorin’olombelona ho fafaina raha niazony natao : - Tokana ihany ny Egliz...
05/09/2026

Ireo FAHAMARINANA irian’ny forongom-piangonana naorin’olombelona ho fafaina raha niazony natao :

- Tokana ihany ny Eglizy naorin’i Jesoa Kristy ary miombona ho iray amin’ny Md Piera sy ny dimbiny izay tena avy amin’ny Fanahy Masina fa tsy misaratsaraka.

- Ny Eglizy Katolika no nisy talohan’ny FPNO rehetra.

- Ny Baiboly dia tsy nataon’i Jesoa na ny Apôstôly fa teraka teo anivon’ny Eglizy Katolika izay namoaka ireo boky ofisialy tamin’ny 393 concile d’Hyppone et 397 concile de Carthage.

- Martin Luther sy ny Société biblique Anglaise no nanala ireo boky 7 ao anatin’ny Baiboly tamin’ny 1826, ka izay no mahatonga ny bokin’izareo miisa 66.

- Ny FPNO rehetra dia teraka tao anatin’ny ADY na faminaniana sandoka.

- Eo anivon’ny Eglizy Iray Masina Katolika Apôstôlika irery ihany no ahitana ny VATAN’I KRISTY fa ivelan’izay dia lafariny no sisa hoaniny.

- Tsy voadidy anaty Baiboly fa ny Eglizy Katolika no nampisy sy nampivoatra ny NOELY, ny MARIAGE À L’ÉGLISE, ny FIVAVAHANA ALAHADY, ny TESTAMENTA VAOVAO, ny MAMETRAKA NY ANDRO FANKALAZANA NY PAKA.

- Ny Eglizy Katolika no be mpanenjika indrindra eto antany saingy izy no be mpivavaka indrindra manerantany.

- Ny eo anivon’ny Eglizy Katolika irery ihany no ahitana ny CORPS INCORRUPTIBLE toy ny an’i Jesoa, izany hoe ireo olomasina maty efa amampolo sy amanjato taona nefa ny nofony tsy mety simba ary tsy lo.

- Ny Eglizy Katolika irery ihany no mahavita asa sosialy tsapaintanana manerantany tahaka ny nataon’i Jesoa izay tsy nitoriteny fotsiny fa nanao asa fanasoavana.

Bref mbola maro ny liste … tsy hoan’ireo FPNO no nitanisaiko an’ireo fa ho anao izay mitono-tena ho Katolika mba hijoro tsara ka hiteny hoe « misaotra Jesoa fa Katolika aho »

Adresse

21 Bis Rue Roche Genès
Aubière
63170

Téléphone

+33780115263

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Romile & David Catholique publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à Romile & David Catholique:

Raccourcis

Partager