11/03/2025
Fiadanana ho aminao sy ny ankohonanao.
Ny fiangonana FPTM Haute-Savoie dia manasa antsika zanak’Andriamanitra rehetra tsy an-kanavaka amin’ny alim-bavaka zay hatao ny 14/03/2025 amin’ny 7ora sy sasany hariva ;ao amin’ny 13 RUE DE LA PAIX 74100 Annemasse.
« Manatòna an’Andriamanitra , dia hanatòna anareo Izy »JAKOBA 4:8a🔥