VOMM FJKM Bayern.

VOMM FJKM Bayern. "Ampy Ho anao ny fahasoavako"
II Kor 12.9

25/05/2026

✨MIASA AO AMIN’NY MINO NY FANAHY MASINA✨
▫️Misaotra an’Andriamanitra tamin’ny fotoana rehetra omaly na fahatanterahan’ny fanompoampivavahana izany na fiaraha-mitsangatsangana .

▫️Arababaina isika rehetra nahatratra ny andro Pentekosta ,ary na inona na inona olana mety ho lalovanao amin’izao dia:
✅Raiso ny FiADANANA
✅Raiso ny FANAHY MASINA
✅Raiso ny FAMELAN-KELOKA

▫️Isaorana hatrany ihany koa isika tsirairay avy izay niara-niombona tamin’ny Fitsangatsanganan’ny Fiangonana omaly , fa tena Nahafinartra ny fiarahana✨
Voninahitra hoan’Andriamanitra Irery ihany !Amen .🙏🏻
VOMM FJKM Bayern..

Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hana...
20/05/2026

Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy.
Ezekiela 36 : 27

Am-pifaliana indray no hanasana antsika hidera an'Andriamanitra noho ny Pentekosta 🔥🕊️ ny ho avy izao.
Manomboka amin'ny 10 Ora maraina ny fotoana ary arahina fandraisana ny fanasan'ny Tompo.
📌 Nürnberger Str 54, 80637 München

⚠️ Aorian'ny fotoam-pivavahana toy ny isan-taona dia hisy ny sy , izay efa hiomanantsika rehetra sahady ho mariky ny fiombonana.
📌 Erholungsgebiet Karlsfelder See
Hochstraße, 85757 Karlsfeld

Tahian'ny Tompo daholo 😇
VOMM FJKM Bayern.

17/05/2026

✨Misaora amin’ny zavatra rehetra fa izany no sitrapon’Andriamanitra ao Amin’I Kristy Jesoa ✨I Tes 5 : 8
Voalohany indrindra dia Isaorana Andriamanitra fa tontosa soamantsara ny fiderana izay niarahana tamin’ny TGC Officiel 🎼🎷🎺🎸🎹🪘🎤omaly teto Munich . Misaotra azy ireo hatrany tamin’ny fahatongavana ary indrindra isaorana ihany koa isika rehetra izay nanohana na ny tonga teny antoerana izany na ireo izay tsy afaka nanatrika .
✨Voninahitra ho an’Andriamanitra Irery Ihany✨

VOMM FJKM Bayern..

14/05/2026

Fiadanana eee 😇!
Efa tena kely sisa ny fotoanantsika ka dia ianareo sisa no andrasana aaaan!
Fotoana iriana hoe tena andrasantsika Aim-panahy sy fifaliana be dia be, ary ihany koa tena hanohananareo feno anay VOMM FJKM Bayern. amin'ny asan'ny fiangonana, tongavasoa daholo ee 😊😊

Ho an'izay mbola tsy nahazo billet dia eo ambany eo ny lien ho an'ny billeterie en ligne na koa eny an-toerana amin'ny andron'ny fampisehoana .
👇
https://my.weezevent.com/grace-tour-tgc-eurotour-2026-in-munchen

- Hisy tsakitsaky ihany koa amidy amin'ny vidiny mirary aaaan!

Tahian'ny Tompo daholo!

‼️❗️Aza adinoina ity fotoanantsika @16.May ity🙏🏻❤️📢🔔🎼🎷🎸
12/05/2026

‼️❗️Aza adinoina ity fotoanantsika @16.May ity🙏🏻❤️📢🔔🎼🎷🎸

✨ Grace Tour 2026 in München ✨

Hiaraka hankalaza ao anatin’ny fifaliana sy fiderana indray isika 🙏🎶
Faly sahady hihaona aminareo ❤️

📍 Christuskirche München Neuhausen
🗓 Saturday, May 16th
🕒 15:00

Paf : 25€

Tongava maro 🙏🎶❤️

10/05/2026

Jour J-6

📣 📢

🗨️ Fiadanana eee!
💬 Salama e
🗨️ 'Nareo ko moa mbola te hahazo billet gratuit TGC eee 🤔!
💬 Hhhmmmm yeeeee
🗨️ Mbola vonona hilalao miaraka aminay izany 😊?
💬 natüürliiiiiiiiiich 🖐️

azahoana

Toy izao indray ny fepetra aaaan!:
✅ "Commenter-na" ity Publication ity
✅ "Mi-identifier" olona 3 izay tinao hijery TGC sy manentana azy ireo ( )
✅ "Abonner-o" ny Page VOMM FJKM Bayern.

👉 : , izay commentaire mahazo reaction be indrindra no ahazo azy.

Mazotoa milalao ooooh 😊😊

08/05/2026

Fiadanana oooh 😇

Toy izao ary ny valin'ny lalaontsika tamin'iny herinandro iny.
Miarahaba an'i Faniry Soamanandafy Rajaonarivelo nahafeno ny fepetra tamin'ny lalao dia afaka mandefa Message momba ny tapakila.
Tongavasoa amin'ny 16Mai dia ento ny namana 😊

Misaotra ny rehetra nandray anjara, mbola hisy lalao iray amin'ny faran'ny herinandro dia araho tsy tapaka ny pejintsika.

Tahian'ny Tompo daholo oooh 😇
VOMM FJKM Bayern.

06/05/2026

Jour J-10
📣 📢

Koa satria efa akaiky ny fotoanantsika dia faly izahay manolotra izay azahoana ho anareo.

Toy izao ny fepetra aaaan!:
✅ "Commenter-na" ity Publication ity
✅ "Mi-identifier" olona 3 tinao hijery TGC ihany koa
✅ "Abonner-o" ny Page VOMM FJKM Bayern.

👉 : izay commentaire mahazo reaction be indrindra no ahazo ny .

Mazotoa milalao ary eeeee 😊😊

𝕄𝕒𝕞𝕡𝕒𝕙𝕒𝕗𝕒𝕟𝕥𝕒𝕥𝕣𝕒 𝕟𝕪 𝕒𝕤𝕒𝕟'𝕟𝕪 𝕋𝕠𝕞𝕡𝕠 𝕟𝕪 𝕊𝕠𝕣𝕒𝕥𝕣𝕒 𝕄𝕒𝕤𝕚𝕟𝕒🤍 Faly Manasa antsika indray @ Alahady voalohan’ny Febroary hoavy izao...
29/01/2026

𝕄𝕒𝕞𝕡𝕒𝕙𝕒𝕗𝕒𝕟𝕥𝕒𝕥𝕣𝕒 𝕟𝕪 𝕒𝕤𝕒𝕟'𝕟𝕪 𝕋𝕠𝕞𝕡𝕠 𝕟𝕪 𝕊𝕠𝕣𝕒𝕥𝕣𝕒 𝕄𝕒𝕤𝕚𝕟𝕒🤍

Faly Manasa antsika indray @ Alahady voalohan’ny Febroary hoavy izao,Fanompoa_mpivavahana hanasana antsika rehetra ✝️✝️.. indrindra isika eto Bayern. ✨

𝕋𝕠𝕟𝕘𝕒𝕧𝕒 𝕗𝕒 𝕞𝕚𝕒𝕟𝕕𝕣𝕪 𝕒𝕟𝕒𝕠 𝕟𝕪 𝕋𝕠𝕞𝕡𝕠 ..

Adresse

Nürnberger Straße 54
Munich

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von VOMM FJKM Bayern. erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Die Kultstätte Kontaktieren

Nachricht an VOMM FJKM Bayern. senden:

Teilen