Arise & Shine Mainz

Arise & Shine Mainz Kontaktinformationen, Karte und Wegbeschreibungen, Kontaktformulare, Öffnungszeiten, Dienstleistungen, Bewertungen, Fotos, Videos und Ankündigungen von Arise & Shine Mainz, Religiöse Gemeinschaft, Mainz.

Misy fotoana isika androany  sy sasany raha afaka ianao tompoko 🙏🕊️
15/11/2025

Misy fotoana isika androany sy sasany raha afaka ianao tompoko 🙏🕊️

Fiadanana e ! Aza adino androany ity fotoana ity raha afaka ianao tompoko 🙏🔥
30/08/2025

Fiadanana e !

Aza adino androany ity fotoana ity raha afaka ianao tompoko 🙏🔥

20/06/2023

Fiadanana e.

IZA NO ANTENAINAO @ ZAO FIANANA IZAO?

Betsaka isika no manantena zavatra @ fianana.

❌ Mety hoe fampanantenana ataon'ny olona,
havana, namana, mpitondra, sns.
Misy karazana fampanantenana tena mampientampo, mahafaly, kanefa dia misy fetra daholo ihany izany.

⛔Miteraka fahadisoam-panantenana raha tsy voafehy.

Fa Andriamanitra kosa dia tsy mba mandiso fanantenana anao izany na oviana n'a oviana.

Fa voasoratra hoe:

✅ "Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin'ny finoanareo, mba hitomboanareo amin'ny fanantenana noho ny herin'ny Fanahy Masina. — Romana 15 : 13"

Rehefa manantena an'Andriamanitra dia misy fiadanana sy fifaliana tsy voafetran'ny zava-misy ianana, na miseho.

Mitomboa fahasoavana tompoko dia mahereza daholo ao @ Jesosy Kristy Tompotsika.

Isaia 60:1-2„𝑀𝑖𝑡𝑠𝑎𝑛𝑔𝑎̀𝑛𝑎, 𝑚𝑖ℎ𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎̀, 𝑓𝑎 𝑡𝑜𝑛𝑔𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎ℎ𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑛𝑎𝑜, 𝑎𝑟𝑦 𝑛𝑦 𝑣𝑜𝑛𝑖𝑛𝑎ℎ𝑖𝑡𝑟'𝑖 𝐽𝑒ℎ𝑜𝑣𝑎ℎ 𝑒𝑓𝑎 𝑚𝑖𝑝𝑜𝑠𝑎𝑘𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛𝑎𝑜. 𝐹𝑎, 𝑖𝑛𝑑𝑟𝑜...
26/05/2023

Isaia 60:1-2

„𝑀𝑖𝑡𝑠𝑎𝑛𝑔𝑎̀𝑛𝑎, 𝑚𝑖ℎ𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎̀, 𝑓𝑎 𝑡𝑜𝑛𝑔𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎ℎ𝑎𝑧𝑎𝑣𝑎𝑛𝑎𝑜, 𝑎𝑟𝑦 𝑛𝑦 𝑣𝑜𝑛𝑖𝑛𝑎ℎ𝑖𝑡𝑟'𝑖 𝐽𝑒ℎ𝑜𝑣𝑎ℎ 𝑒𝑓𝑎 𝑚𝑖𝑝𝑜𝑠𝑎𝑘𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛𝑎𝑜. 𝐹𝑎, 𝑖𝑛𝑑𝑟𝑜, 𝑛𝑦 𝑎𝑖𝑧𝑖𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑛𝑎𝑟𝑜𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑡𝑎𝑛𝑦, 𝑎𝑟𝑦 𝑛𝑦 𝑎𝑖𝑧𝑖𝑚-𝑝𝑖𝑡𝑜 𝑚𝑎𝑛𝑎𝑟𝑜𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎; 𝑓𝑎 𝑎𝑚𝑖𝑛𝑎𝑜 𝑘𝑜𝑠𝑎 𝑛𝑜 𝑖𝑝𝑜𝑠𝑎ℎ𝑎𝑛'𝑖 𝐽𝑒ℎ𝑜𝑣𝑎ℎ, 𝑎𝑟𝑦 𝑎𝑚𝑖𝑛𝑎𝑜 𝑛𝑜 𝑖𝑠𝑒ℎ𝑜𝑎𝑛'𝑛𝑦 𝑣𝑜𝑛𝑖𝑛𝑎ℎ𝑖𝑛𝑦.“

• Ny Fahazavana dia tsy natao hoan ny olona matory sy matoritory fa natao hoan ny olona mitsangana, olona mifoha tsara .

• Rahalahahy sy rahavavy isany,MITSANGANA .
•MITSANGANA mba ho tonga fahazavana,
•ANDAO hifoha hanao ny sitrapon’Andriamanitra,
•ANDAO hitsangana ho tonga vavolombelon’ny Filazantsara.
•Andao hitsangana handresy sy hanohitra ny haratsiana rehetra .

>>>Rehefa Vonona ianao dia vonona koa Andriamanitra.

Adresse

Mainz

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Arise & Shine Mainz erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Teilen