Tanora Mpianatra Kristianina EKAR Tanambao F/D

Tanora Mpianatra Kristianina EKAR Tanambao F/D VOIR-JUGER-AGIR
Miezaka mankany amin'ny lalany Fahamasinana🙏

Samy voa antso hitory ny Evanjely daholo isika rehetra rehefa samy nandray an'i Jesoa Kristy t@ alalan'ny Batemy ka afak...
06/07/2025

Samy voa antso hitory ny Evanjely daholo isika rehetra rehefa samy nandray an'i Jesoa Kristy t@ alalan'ny Batemy ka afaka mitory an'izany eny anivony Fiaraha-monina misy antsika fa aza miandry ny hafa hanao izay vao hanao koa, tsy voatery Mitorin-teny toy ny ataondri Mompera ao am-piangonana ihany fa ny fitarihanao ny namanao handeha hanantona an'Andriamanitra na ny fihetsika tsara asehonao eny anivony Fiaraha-monina dia efa Fitoriana ny Evanjely zay 😊

28/06/2025
Velombelomy ato anatiko indray ry Jesoa ny Fahasoavana izay efa noraisiko tamin'ny Batemy, fa tsy sanatria akory ka hale...
23/06/2025

Velombelomy ato anatiko indray ry Jesoa ny Fahasoavana izay efa noraisiko tamin'ny Batemy, fa tsy sanatria akory ka haleviko izany Fahasoavana Lehibe izany
Enganie aho mba tsy ho menatra ny ho vavolombelonao sy hitory Anao eo amin'ireo manodidina ahy.
Apetrako eo am-pelatananao ny FAHATANORAKO Jesoa o, mifona, mivalo amin'ireo lasako tsy mendrika🙏🙏🙏 aoreno mafy aho amin'ny FINOAKO mba tsy hiverina intsony amin'ireo zavatra izay efa nanafahanao ahy🙏🙏
Omeo Fo Madio sy Fahendrena aho Raiko fa izany no mahasambatra🙏🙏🙏

Salama iaby! Somary lavalava avao fa manasa anao hamaky hatramin'ny farany🙏Ity page ty dia natao hifampizarana Tenin'And...
21/06/2025

Salama iaby!
Somary lavalava avao fa manasa anao hamaky hatramin'ny farany🙏
Ity page ty dia natao hifampizarana Tenin'Andriamanitra fa indrindra ho antsika Tanora, ety amboalohany dia tiako ny manamafy fa zaho tsy magnavaky na Fiangona ino misy anao fa gny Tanjona tsika "Raiky avao" mba hagnaraha tsika dia an'i Kristy fa indrindra isika Tanora
Fa Fiangona misy ahy Katolika.
Somary nimegnamegnatsy avao aloha tamin'ny voalohany hoe: Zaho lasa hanao partage manahaky anizao😅 nefa nalahelo avao koa fa olo vita Batemy, Première Communion, Confirmation tena hoe megnamegnatsy @ Finoa fa indrindra raha mikasiky an'Andriamanitra😌
Tsy hoe zaho tsy manam-pahotà na fa Masina zaho mivola aminao io, zay moa matetiky mahazo agnivony Fiaraha-monina egny lafa misy olo raiky miova Tonga de reto resaky mahazo: "fa tsy hitany tany hombany farany manao kisary Mivavaky😅, le ataonao i ro faratampony Masina, voany déception amoureuse farany nivavaky😅 soa atao hoe Hendry, te hianatsy kihihitsihitsy, akory Masera!😂( Sotraky zao fa tsy volagny) Fa reko matetiky
Fa gny nahatonga ahy nanao anizao dia TSOTRA, gny NAHAFANTARAKO GNY IDENTITÉ'KO HOE IZA MARINA MOA AHO EO ANOLOAN'ANDRIAMANITRA, Zay gny hery nanosiky ahy hiova hanara-dia an'i Kristy
Laha gny fiejrin'olombelo ahy ro nandesiko na ho nanao an'i publication tiky tsy ho nisakiko satria fa haiko hoe: ino gny resaky hahazo ahy fa gny fahafanatarako an'izay gnantony anentanako anao Tanora namako mba hanaradia an'i Kristy
Mora volagny, mora soraty fa sarotsy tanterahy fa gny fiezahanao isan'andro no zava-dehibe
Araho vavaky avao ze ataonao fa na tsy androany mbo hiova avao décision nao fa ka andignasa ilirany Problème zay vo tena handray décision
Misaotra anao namaky hatramin'ny farany fa mbo maro partage hataotsika eto
God bless you for Good🙏♥️🥰

Adresa

Postrizin

Internetová stránka

Upozornění

Buďte informováni jako první, zašleme vám e-mail, když Tanora Mpianatra Kristianina EKAR Tanambao F/D zveřejní novinky a akce. Vaše emailová adresa nebude použita pro žádný jiný účel a kdykoliv se můžete odhlásit.

Sdílet