AMAF eto Chine

AMAF eto Chine FIANGONANA ADVANTISTA MITANDRINA NY ANDRO FAHA FITO ETO SINA

15/08/2026

Tratriny Sabata daoly
Fotoana voalamina iarahana amin'i Cheftaine Xiaoli sy Tinah
Ny dera sy ny laza ary ny voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany,Amen

24/07/2026

Fampaherezana an'io 24 Jolay 2026
Iarahana amin'i Cheftaine Sarobidy
Mirary fiandohany Sabata fahafinaretana ho antsika rehetra!

18/07/2026

Tratriny Sabata daoly!
Toriteny an'io 18 Jolay 2026 : Famaranana ny Herin'andron'ny Fifandraisana
Andro faha 8
Iarahana amin'i Chef Sitraka

17/07/2026

Indro alefa amintsika ny Andro faha 7 ny Boky fiaraha-mivavaka
Iarahana amin'i Cheftaine Liliarisoa
Mirary fiandohan'ny Sabata Mahafinaritra ho antsika rehetra🙏

16/07/2026

Indro alefa amintsika ny Andro faha 6 ny Boky fiaraha-mivavaka
Iarahana amin'i Cheftaine NIAROFITIA

15/07/2026

Indro alefa amintsika ny Andro faha 5 ny Boky fiaraha-mivavaka
Iarahana amin'i Chef Mandamijoro

Herinandron'ny FifandraisanaLohahevitra ankapobeny : MIFOTOTRA AMIN'NY BAIBOLY MIFANTOKA AMIN'NY IRAKAAndro faha 4
15/07/2026

Herinandron'ny Fifandraisana

Lohahevitra ankapobeny : MIFOTOTRA AMIN'NY BAIBOLY
MIFANTOKA AMIN'NY IRAKA

Andro faha 4

13/07/2026

Indro alefa amintsika ny Andro faha 3 ny Boky fiaraha-mivavaka
Iarahana amin'i Cheftaine Nirina

Herinandron'ny FifandraisanaLohahevitra ankapobeny : MIFOTOTRA AMIN'NY BAIBOLY MIFANTOKA AMIN'NY IRAKAAndro faha 2
12/07/2026

Herinandron'ny Fifandraisana

Lohahevitra ankapobeny : MIFOTOTRA AMIN'NY BAIBOLY
MIFANTOKA AMIN'NY IRAKA

Andro faha 2

1 Korintiana 13 : 4 “Ny fitiana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo.”
28/01/2026

1 Korintiana 13 : 4 “Ny fitiana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo.”

Address

Chine
Beijing

Telephone

+8615685901703

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AMAF eto Chine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to AMAF eto Chine:

Shortcuts

Share

Category