Ministère de Témoignages

Ministère de Témoignages Disciple de Jésus

02/08/2026

MT SUNDAY SERVICE☘️(02/08/2026)
📌Thème: FORWARD SUCCESS
Contact: 034 38 370 53 - 032 09 300 45☘️

Tsisy tsy ho vitanao... VITANAO IO‼️Vanin-taona vaovao.. Fotoan'ny hery🔥Firoboroboana ho antsika🔥🔥Tongasoa ato amin'ny v...
01/08/2026

Tsisy tsy ho vitanao... VITANAO IO‼️

Vanin-taona vaovao.. Fotoan'ny hery🔥
Firoboroboana ho antsika🔥🔥

Tongasoa ato amin'ny volan'ny FAHAVOKARANAO 🔥

[📌Alahady 02 Aogositra 2026 - 08h30 - Terrain Antongombato Mahitsy]


31/07/2026

Le Temps est Le Meilleur de tous les Cadeaux.

Aza laniana foana ny fotoananao.

30/07/2026

Tapa-taona faharoa: FAHAVOKARANA ho ANAO🔥🔥AMIN'NY LAFIM-PIAINANAO REHETRA

[Tso-drano tapa-taona faharoa - Alahady 26 Jolay 2026]

Pst Zo MT
📸 MT Multimédia

🔴𝐓𝐬𝐲 𝐚𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨, 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨.📍🟨 Isaky ny te hampiak...
29/07/2026

🔴𝐓𝐬𝐲 𝐚𝐟𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨, 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐨.

📍🟨 Isaky ny te hampiakatra anao amin'ny sehatra vaovao Andriamanitra, dia misy toetra vaovao, fahazarana vaovao ary fomba fiaina vaovao tsy maintsy ianaranao.

🛤️ Le voyage vers le succès ne commence pas lorsque les circonstances changent. 𝐈𝐥 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐥𝐨𝐫𝐬𝐪𝐮𝐞 𝐭𝐮 𝐚𝐜𝐜𝐞𝐩𝐭𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐥𝐚𝐢𝐬𝐬𝐞𝐫 𝐃𝐢𝐞𝐮 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐟𝐨𝐫𝐦𝐞𝐫 𝐭𝐨𝐧 𝐜𝐚𝐫𝐚𝐜𝐭𝐞̀𝐫𝐞, 𝐭𝐞𝐬 𝐡𝐚𝐛𝐢𝐭𝐮𝐝𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐭𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐢𝐞̀𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐯𝐢𝐯𝐫𝐞.

💡 Satria tsy izay fantatrao no hitondra anao lavitra, fa izay ataonao sy ampiharinao isan'andro. 𝐄𝐧𝐲, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚𝐨 𝐢𝐬𝐚𝐧'𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐧𝐨 𝐦𝐚𝐦𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐯𝐢𝐧𝐚𝐨.

🔥 Tsy ny hampandroso anao fotsiny anie no tadiavin'Andriamanitra eh🙃, fa ny hanova anao ho olona afaka hahatratra sy hitana izay rehetra efa nomaniny ho anao, 𝐮𝐧𝐞 𝐩𝐞𝐫𝐬𝐨𝐧𝐧𝐞 𝐜𝐚𝐩𝐚𝐛𝐥𝐞 𝐝'𝐚𝐥𝐥𝐞𝐫 𝐣𝐮𝐬𝐪𝐮'𝐚𝐮 𝐛𝐨𝐮𝐭.

📜𝐅𝐎𝐑𝐖𝐀𝐑𝐃 𝐒𝐔𝐂𝐂𝐄𝐒𝐒📜

📅 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟎𝟐 𝐀𝐨𝐠𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔
🕣 𝐀𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝟎𝟖:𝟑𝟎 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚
📍 𝐓𝐞𝐫𝐫𝐚𝐢𝐧 𝐀𝐧𝐭𝐨𝐧𝐠𝐨𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨, 𝐌𝐚𝐡𝐢𝐭𝐬𝐲

✨ 𝐋𝐚 𝐬𝐞𝐮𝐥𝐞 𝐜𝐡𝐨𝐬𝐞 qui ne change pas, c'est 𝐥𝐞 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐠𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭. 🔄👀 𝐋𝐞 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐠𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 est invisible, mais 𝐥'𝐞𝐟𝐟𝐞𝐭 𝐝𝐮 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐠𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 est ...
28/07/2026

✨ 𝐋𝐚 𝐬𝐞𝐮𝐥𝐞 𝐜𝐡𝐨𝐬𝐞 qui ne change pas, c'est 𝐥𝐞 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐠𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭. 🔄

👀 𝐋𝐞 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐠𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 est invisible, mais 𝐥'𝐞𝐟𝐟𝐞𝐭 𝐝𝐮 𝐜𝐡𝐚𝐧𝐠𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 est toujours visible. 🌱✨

⏳ 𝐋𝐞 𝐭𝐞𝐦𝐩𝐬 est 𝐥𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐢è𝐫𝐞 𝐩𝐫𝐞𝐦𝐢è𝐫𝐞 du changement. 🌍
━━━━━━━━━
✨ 𝗡𝘆 𝗵𝗮𝗻𝘆 𝘇𝗮𝘃𝗮𝘁𝗿𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗶𝗼𝘃𝗮 dia 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮. 🔄

👀 𝗧𝘀𝘆 𝗵𝗶𝘁𝗮 𝗺𝗮𝘀𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮, saingy 𝗵𝗶𝘁𝗮 𝘀𝘆 𝘁𝘀𝗮𝗽𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗸𝗮𝗿𝗶𝘃𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿’𝗶𝘇𝗮𝗻𝘆. 🌱✨

⏳ 𝗡𝘆 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 no 𝗳𝗼𝘁𝗼𝘁𝗿𝗮 𝗶𝗼𝗿𝗲𝗻𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮.

Velona Jesosy🔥

26/07/2026

☘️MT SUNDAY SERVICE☘️(26/07/2026)
Thème: How To Plan Your Life For Success📚
Contact: 034 38 370 53 - 032 09 300 45

25/07/2026

Efa voahomana ny fandresenao🔥🔥

Handao handray am-pinoana izany eo amin'ny fanatrehany👐

👉Fotoana manokana ho anao
• Alahady 26 Jolay 2026
• Thème: How to plan your life for success?
• Lieu: Terrain Antongombato Mahitsy


🇲🇬Peace for Madagascar~ Salamo 46:9-10 ~
24/07/2026

🇲🇬Peace for Madagascar

~ Salamo 46:9-10 ~


23/07/2026

Adresse

Geneve
Plan-les-Ouates
1228

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Ministère de Témoignages erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Die Kultstätte Kontaktieren

Nachricht an Ministère de Témoignages senden:

Verknüpfungen

Teilen