Sedera Ny Avo's Page

Sedera Ny Avo's Page Bienvenue sur ma page ! Ici, je partage l’Évangile à travers des vidéos et des chants pour glorifier Jésus Christ.

Mon désir est de toucher les cœurs, de fortifier la foi et de rappeler que l’amour de Dieu est réel, vivant et accessible à tous.

Isaia 43:2{Raha mita ny rano ianaodia homba anao Aho;raha mita ny ony ianaodia tsy hanafotra anao izy;raha mandeha mamak...
04/08/2026

Isaia 43:2
{
Raha mita ny rano ianao
dia homba anao Aho;
raha mita ny ony ianao
dia tsy hanafotra anao izy;
raha mandeha mamakivaky ny afo
ianao dia tsy ho may,
fa tsy handoro anao ny lelafo.
}

/*
Isaia 43:2 dia mampahatsiahy antsika fa na mandalo fotoan-tsarotra aza isika, dia tsy irery mihitsy.

Ny "rano" sy ny "afo" eto dia sary ilazana ny olana, ny ady sarotra, ary ny fitsapana mafy eo @ fiainana.

Tsy midika akory io andininy io oe tsy hisy fahoriana mihitsy! fa midika oe homba antsika Jesoa ao anatin'izany, ka tsy havelany irery isika.

Koa rehefa sarotra ny lalana, dia tsarovy fa miaraka foana i Jesoa Kristy, miaro anao foana izy, ary hitondra anao handalo izany rehetra izany.
*/

//Courage toujours avec Jesus champion! Amen 🙏❤️

04/02/2026

Isaia 53:5, Ny ratran’i Jesoa no famonjena antsika

03/31/2026

Jesoa, Ilay Mamonjy Sy Manavao.
Jaona 1:29

03/22/2026

How Christians Should Respond to a Violent World Without Losing Christ

(AI clone)

03/19/2026

Loving Enemies

(AI clone)

03/18/2026

God’s Answer to Anxiety

(AI clone)

03/17/2026

Don't Let Darkness Change You

(AI clone)

03/15/2026

Why Christians Can’t Live Like the World and Still Have Peace

(AI clone)

03/12/2026

Repentance's Decline in Christianity: Why It Matters

(AI clone)

03/11/2026

Biblical Truth on Sexual Sin

(AI clone)

Address

Toronto, ON

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sedera Ny Avo's Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Sedera Ny Avo's Page:

Share