FJKM Sherbrooke

FJKM Sherbrooke Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (Zanam-piangonana FJKM Canada Montreal)

FinaritraManantena ny fifanotronantsika sy fihombonana Indray.Mahandrasa, ho avy ny Tompo πŸ™
11/05/2025

Finaritra
Manantena ny fifanotronantsika sy fihombonana Indray.
Mahandrasa, ho avy ny Tompo πŸ™

Finaritra e.Andao indray hiaraka hanolotra voninahitra ho an'Andriamanitra.Manasa antsika rehetra tsy ankanavaka, indrin...
10/23/2025

Finaritra e.
Andao indray hiaraka hanolotra voninahitra ho an'Andriamanitra.
Manasa antsika rehetra tsy ankanavaka, indrindra izay Eto Sherbrooke sy ny manodidina.
"aza mahafoy ny fiarahantsika miangona.." Heb 10 :25a
Fjkm Canada Montreal

FIADANANA O!Tonga Indray ny fotoana hiarahantsika miombombavaka ho an'ny eto SHERBROOKE  π’”π’š π’π’š manodidina miaraka amin'n...
08/06/2025

FIADANANA O!
Tonga Indray ny fotoana hiarahantsika miombombavaka ho an'ny eto SHERBROOKE π’”π’š π’π’š manodidina miaraka amin'ny amin'ny Fjkm Canada Montreal eto amin'ny FJKM Sherbrooke amin'ny Asabotsy 9 Aogositra 2025 π’‚π’Žπ’Šπ’β€™π’π’š 10𝒉:30 𝑨𝑴 izao.
Misy fandraisana ny fanasan'ny Tompo.

πšƒπš˜πšŽπš›πšŠπš—πšŠ: Plymouth-Trinity Church , 380 rue Dufferin, Sherbrooke, QC, Canada J1H 4M7

Misokatra hoan’ny rehetra tsy ankanavaka ny fotoana.

𝑯𝒐 π’‚π’π’•π’”π’Šπ’Œπ’‚ 𝒆𝒕𝒐 Sherbrooke π’”π’š π’π’š π’Žπ’‚π’π’π’…π’Šπ’…π’Šπ’π’‚ ,π’‡π’π’•π’π’‚π’Ž- π’ƒπ’‚π’—π’‚π’Œπ’‚ π’Šπ’‚π’“π’‚π’‰π’‚π’π’‚ π’‚π’Žπ’Šπ’β€™ π’π’š 𝑭𝑱𝑲𝑴 π‘ͺ𝑨𝑡𝑨𝑫𝑨 𝑴𝑢𝑡𝑻𝑹𝑬𝑨𝑳 π’”π’š π’π’š π‘΄π’‘π’Šπ’•π’‚π’π’…π’“π’Šπ’π’‚ 𝑨𝑡𝑫𝑹...
07/25/2025

𝑯𝒐 π’‚π’π’•π’”π’Šπ’Œπ’‚ 𝒆𝒕𝒐 Sherbrooke π’”π’š π’π’š π’Žπ’‚π’π’π’…π’Šπ’…π’Šπ’π’‚ ,π’‡π’π’•π’π’‚π’Ž- π’ƒπ’‚π’—π’‚π’Œπ’‚ π’Šπ’‚π’“π’‚π’‰π’‚π’π’‚ π’‚π’Žπ’Šπ’β€™ π’π’š 𝑭𝑱𝑲𝑴 π‘ͺ𝑨𝑡𝑨𝑫𝑨 𝑴𝑢𝑡𝑻𝑹𝑬𝑨𝑳 π’”π’š π’π’š π‘΄π’‘π’Šπ’•π’‚π’π’…π’“π’Šπ’π’‚ 𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑰𝑯𝑨𝑱𝑨 𝑹𝑰𝑡𝑨 π’‚π’Žπ’Šπ’β€™π’π’š ASABOTSY 26 JOLAY 2025 π’‚π’Žπ’Šπ’β€™π’π’š 10𝒉:30 𝑨𝑴

πšƒπš˜πšŽπš›πšŠπš—πšŠ: Plymouth-Trinity United 380 rue Dufferin Sherbrooke QC, Canada J1H 4M7

Misokatra hoan’ny rehetra tsy ankanavaka ny fotoana

FIADANANA O!Tonga Indray ny fotoana hiarahantsika miombombavaka ho an'ny eto SHERBROOKE  π’”π’š π’π’š manodidina miaraka amin'n...
07/10/2025

FIADANANA O!
Tonga Indray ny fotoana hiarahantsika miombombavaka ho an'ny eto SHERBROOKE π’”π’š π’π’š manodidina miaraka amin'ny amin'ny Fjkm Canada Montreal π’”π’š π’π’š π‘΄π’‘π’Šπ’•π’‚π’π’…π’“π’Šπ’π’‚ 𝑨𝑡𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑰𝑯𝑨𝑱𝑨 𝑹𝑰𝑡𝑨 eto amin'ny FJKM Sherbrooke amin'ny Asabotsy 12 Jolay 2025 π’‚π’Žπ’Šπ’β€™π’π’š 10𝒉:30 𝑨𝑴 izao.
Misy fandraisana ny fanasan'ny Tompo.

πšƒπš˜πšŽπš›πšŠπš—πšŠ: Plymouth-Trinity Church , 380 rue Dufferin, Sherbrooke, QC, Canada J1H 4M7

Misokatra hoan’ny rehetra tsy ankanavaka ny fotoana.

Address

Plymouth-Trinity United Church, 380 Rue Dufferin
Sherbrooke, QC
J1H4M7

Opening Hours

2:30pm - 4pm

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Sherbrooke posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share