FLM Saguenay

FLM Saguenay Fiangonana Loterana Malagasy aty Saguenay, Qc, Canada.

Fotoam-pivavahana isaky alahady faharoa sy faha efatry ny volana amin'ny 10 ora maraina ao amin'ny 3112 Ch du Plateau N, La Baie.

05/10/2026
04/25/2026

Tsy misy ny fotoam-pivavahana ny alahady 26 Aprily 2026.
Misaotra tompoko

Isan-telo volana 11-12 AprilyAny amin’ny FLM Québec no miangona ny fiangonana rehetra eto amin’ny Fileovana.
04/11/2026

Isan-telo volana 11-12 Aprily
Any amin’ny FLM Québec no miangona ny fiangonana rehetra eto amin’ny Fileovana.

Mitambatra any amin’ny FLM Québec ny fiangonana amin’ny alahady 26 Oktobra ho avy izao noho ny fotoan-dehibe ity. Tsy mi...
10/21/2025

Mitambatra any amin’ny FLM Québec ny fiangonana amin’ny alahady 26 Oktobra ho avy izao noho ny fotoan-dehibe ity.
Tsy misy ny fotoana eto an-toerana.

Misaotra tompoko.

10/11/2025

Fotoam-pivavahana alahady 12 oktobra 2025
ALAHADY XVII manaraka ny trinite

PERIKOPA :

Testameta taloha: 1 Samoela.2:1-10
Episitily: Efesiana.4:1-6
Testameta vaovao: Marka.2:18-28
Toriteny: Lioka14:1-11

Misy fandraisana ny fanasan’ny Tompo.
📍3112 Ch du Plateau N, salle de prière ( 2e étage )
🕚 10 ora maraina

Adresse

Quebec, QC

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque FLM Saguenay publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à FLM Saguenay:

Raccourcis

Partager

Type