SLK FJKM Québec Canada

SLK FJKM Québec Canada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SLK FJKM Québec Canada, Religious organisation, Quebec, QC.

Ny Sampana Lehilahy Kristiana (SLK) dia mitaiza sy manolokolo ny lehilahy ho fampandrosoana ny fiangonana ka hahatonga azy ho lehilahy modely halain-tahaka amin’ny finoana an’i Jesoa Kristy (1 Tim. 2:8)

Ny Alahady 24 Mey izao ny fotoantsika, aorian'ny fanompoam-pivavahana sy ny fiaraha-misakafo. Tongava maro handray anjar...
05/23/2026

Ny Alahady 24 Mey izao ny fotoantsika, aorian'ny fanompoam-pivavahana sy ny fiaraha-misakafo. Tongava maro handray anjara amin'ny Lalao Sosialy Kristianina !

Fanamiana ho amin'ny rahampitso ry SLK FJKM Québec SP39 (sary IA)
05/09/2026

Fanamiana ho amin'ny rahampitso ry SLK FJKM Québec SP39 (sary IA)

Manasa am-pitiavana antsika !
04/23/2026

Manasa am-pitiavana antsika !

Fanasana ! Tahin'ny Tompo !
10/27/2025

Fanasana ! Tahin'ny Tompo !

10/27/2025

Fisoratana anarana eo @ commentaire

Matory in-2 sisa dia tonga ilay fotoana !
08/07/2025

Matory in-2 sisa dia tonga ilay fotoana !

Manasa antsika rehetra !Ny Tompo homba anareo !
03/03/2025

Manasa antsika rehetra !
Ny Tompo homba anareo !

SAMPANA DORKASY

Ny Sampana Dorkasy eto amin’ny FJKM Québec,dia manasa antsika fiangonana hifanotrona aminy, amin'ny fankalazana ny andron'ny 8 martsa, izay andro iraisam-pirenena natokana ho an'ny zon'ny vehivavy.

Izany dia hiarahana amin'ny Sampana Lehilahy Kristianina FJKM Québec, sy ny Fikambanam-behivavy Loterana Québec.

"Andriamanitra no eo afovoany, ka tsy mba hihetsika izy" (Salamo 46: 5a)

https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSeTs8D0Vr-Sc26Srs0iXZCMrP-6MuPbwBO7mlHok1LqMX-Bpg/viewform

Amin'ny Sabotsy ny fotoanantsika manaraka. Tahian'ny Tompo !
02/13/2025

Amin'ny Sabotsy ny fotoanantsika manaraka. Tahian'ny Tompo !

Address

Quebec, QC

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SLK FJKM Québec Canada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to SLK FJKM Québec Canada:

Share