Fiombonana Katôlika Malagasy Montréal - FKM

Fiombonana Katôlika Malagasy Montréal - FKM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiombonana Katôlika Malagasy Montréal - FKM, Catholic Church, Montreal, QC.

Ny lamesantsika manaraka dia ny alahady 03 mey izao.
05/01/2026

Ny lamesantsika manaraka dia ny alahady 03 mey izao.

Lamesa ny Paka niaraka tamin'ny fandraisana batemy an'izy telo dahy.
04/06/2026

Lamesa ny Paka niaraka tamin'ny fandraisana batemy an'izy telo dahy.

04/05/2026
Ny lamesantsika manaraka dia ny alahady ny Paka izao. Ka misy fiaraha-misakafo aoarian'ny lamesa
04/01/2026

Ny lamesantsika manaraka dia ny alahady ny Paka izao. Ka misy fiaraha-misakafo aoarian'ny lamesa

Ny lamesantsika manaraka
02/25/2026

Ny lamesantsika manaraka

🎶 𝑴𝒂𝒏𝒌𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒌𝒂, 𝒎𝒂𝒏𝒌𝒂𝒕𝒆𝒍𝒊𝒏𝒂,𝑴𝒊𝒔𝒂𝒐𝒕𝒓𝒂 𝑻𝒐𝒎𝒑𝒐 𝒐̂, 𝒎𝒊𝒔𝒂𝒐𝒕𝒓𝒂 𝑨𝒏𝒂𝒐 𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒚𝑵𝒐𝒉𝒐 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂𝒐, 𝒏𝒂𝒓𝒐𝒕𝒔𝒂𝒌𝒂𝒐 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒚𝑵𝒐𝒎𝒆𝒏𝒂𝒐 𝒕𝒂𝒎𝒊𝒎...
01/18/2026

🎶 𝑴𝒂𝒏𝒌𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒌𝒂, 𝒎𝒂𝒏𝒌𝒂𝒕𝒆𝒍𝒊𝒏𝒂,
𝑴𝒊𝒔𝒂𝒐𝒕𝒓𝒂 𝑻𝒐𝒎𝒑𝒐 𝒐̂, 𝒎𝒊𝒔𝒂𝒐𝒕𝒓𝒂 𝑨𝒏𝒂𝒐 𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒚
𝑵𝒐𝒉𝒐 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂𝒐, 𝒏𝒂𝒓𝒐𝒕𝒔𝒂𝒌𝒂𝒐 𝒉𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒚
𝑵𝒐𝒎𝒆𝒏𝒂𝒐 𝒕𝒂𝒎𝒊𝒎-𝒑𝒐 𝒇𝒆𝒏𝒐 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂! 🎶

Misaotra an'Andriamanitra fa tontosa soa amantsara ny fotoana nifampiarahabana tratry ny taona androany 17 janoary 2026.

Address

Montreal, QC

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiombonana Katôlika Malagasy Montréal - FKM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share