Fjkm Canada Montreal

Fjkm Canada Montreal EGLISE PROTESTANTE REFORMÉE DE MADAGASCAR au CANADA - EGLISE PROTESTANTE MALAGASY A MONTREAL. - CULTE - Tous les dimanches à 15h

Alimanaka Septambra 2026Lohahevitra : "Meteza hiasa amin'ny Finoana"
09/06/2026

Alimanaka Septambra 2026

Lohahevitra :
"Meteza hiasa amin'ny Finoana"

Sabotsy 5 Septambra 2026SAMPANA TANORA KRISTIANAAssemblée Générale de la rentrée Amin'ny 14h Ao am-piangonana
09/05/2026

Sabotsy 5 Septambra 2026

SAMPANA TANORA KRISTIANA

Assemblée Générale de la rentrée

Amin'ny 14h

Ao am-piangonana

Lohahevitra septambra 2026 : METEZA HIASA AMIN'NY FINOANA
09/01/2026

Lohahevitra septambra 2026 : METEZA HIASA AMIN'NY FINOANA

KARAOKE Zoma 11 Septambra 2026Levée de Fonds faha-30 taona ny Antoko Mpihira Antsa FitorianaManasa antsika indray ny Ant...
08/23/2026

KARAOKE

Zoma 11 Septambra 2026

Levée de Fonds faha-30 taona ny Antoko Mpihira Antsa Fitoriana

Manasa antsika indray ny Antsa
Fitoriana hiara-hirahira sy hisakafo amin’ny Zoma 11 Septambra ho avy izao, amin’ny 7 ora hariva, ao amin’ny Tsak-Tsak Mile-End 🎉

Ento ny talentanareo ary tongava maro!

Réservation sur https://antsa-fitoriana.bloomtickets.ca/event/2821?Karaok%C3%A9Lev%C3%A9edefonds-2e%C3%89dition(PaiementparInterac)

Paiement Interac : [email protected]

La chorale Antsa Fitoriana vous invite pour une 2e édition le Vendredi 11 Septembre, à 19h, chez Tsak-Tsak Mile-End pour chanter et manger ensemble 🎉

Ramenez votre talent et venez nombreux!

Sabotsy 10 Oktobra 2026Antoko Mpihira Antsa Fitoriana - FJKM Canada MontrealConcert - Redon-kira fankalazana an'Andriama...
08/20/2026

Sabotsy 10 Oktobra 2026

Antoko Mpihira Antsa Fitoriana - FJKM Canada Montreal

Concert - Redon-kira fankalazana an'Andriamanitra noho ny faha-30 taona nitoriana amin'ny alalan'ny hira Chorale

Amin'ny 3 ora tolakandro

Toerana : 11455 rue Drouart, Montreal H3M 2S6

Amin’ny fifaliana no hanasana antsika mpianakavin’ny finoana amin’ny Fanompoam-pivavahana fankalazana an’Andriamanitra n...
08/18/2026

Amin’ny fifaliana no hanasana antsika mpianakavin’ny finoana amin’ny Fanompoam-pivavahana fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha-58 taonan’ny FJKM.

Fotoana: Talata 18 Aogositra 2026
Ora: amin’ny 6:30 hariva

An-davitra Zoom:
Rohy : https://us06web.zoom.us/j/4490401808
Meeting ID: 449 040 1808

Ny Synodamparitany reniny sy ny firahalahian’ny Mpitandrina no hitarika ny fotoana rehetra.

GARDEN PARTY 2026Sabotsy 22 Aogositra 2026Ao am-piangonana, 110 rue Ste Catherine Est,Manomboka amin'ny 10 ora maraina."...
08/17/2026

GARDEN PARTY 2026

Sabotsy 22 Aogositra 2026

Ao am-piangonana, 110 rue Ste Catherine Est,

Manomboka amin'ny 10 ora maraina.

"Endrey, tsara sady mahafinaritra raha ny mpirahalahy no miara-monina", Salamo 133:1

08/10/2026

Send a message to learn more

LASY Sekoly Alahady ⚠️ Làlana tapaka Trajet:✅ Destination 1: Liquidation 125plus no apetraka. Avy aty amin’ny route 125 ...
08/07/2026

LASY Sekoly Alahady

⚠️ Làlana tapaka

Trajet:

✅ Destination 1: Liquidation 125plus no apetraka. Avy aty amin’ny route 125 FA TSY MANDALO tananan’i RAWDON. Aty @ Rive Sud no làlana.

✅ Destination faharoa: Foret o Cascades, via boulevard Pontbriand, eo amin’ilay làlana asiany panneau ⛔️ io mihitsy no làlana idirana ao @ camping, misy circulation locale eo, afaka andehanana ihany. Fa tsy mandeha manodidina be ary amon'ny Pont du Gouvernement.

Adresse

110, Rue Ste-Catherine Est
Montréal-Est, QC
H2X1K7

Heures d'ouverture

2pm - 6pm

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Fjkm Canada Montreal publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à Fjkm Canada Montreal:

Raccourcis

Partager