MAlagasy Adventiste eto Belgique

MAlagasy Adventiste eto Belgique Tongasoa eto amin’ny pejin’ny MAABE (Malagasy Adventiste eto Belgique)

Salama eh ! 🇲🇬Arabaina tratry ny asaramanitra !! Faly mizara amintsika ny fihaonan’ny Malagasy Advantista eto Belgique 🇲...
26/06/2026

Salama eh ! 🇲🇬
Arabaina tratry ny asaramanitra !!

Faly mizara amintsika ny fihaonan’ny Malagasy Advantista eto Belgique 🇲🇬🇧🇪 tany Nivelles ny sabotsy 20 jona lasa teo.

Adresse : Boulevard des Archers 63 , Nivelles

Ho zaraina amintsika eto ny fihaonana manaraka.

Mirary fety sambatra dia samy ho tahian’i ny Tompo daholo eh 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Mino aho fa mbola tsy tara raha izao vao ifampiarahaba oo?! Arahabaina nahatra ny taona 2025, dia ho taona hitondra fita...
21/02/2025

Mino aho fa mbola tsy tara raha izao vao ifampiarahaba oo?!
Arahabaina nahatra ny taona 2025, dia ho taona hitondra fitahiana sy fahombiazana, ary hanaovana fanandramana vaovao miaraka @ Tompo indray anie ity taona ity✨❤️

‼️RAHAMPITSO SABATA 22 FEBROARY 2025 NO FOTOANANTSIKA‼️
📍Toerana tsy miova: Boulevard des Archers 63, Nivelles.
👉🏻 Fotoanantsika voalohany indray amin’ity taona vaovao ity

👉🏻Mbola tsy tara raha izao ianao fa hanatrika ny fotoana an!
👉🏻Isaky ny sabata faha-4 no fotoanantsika, amboary dieny izao aza ny programa anao 🫵🏻

Manantena hifankahita tsy ho ela aminao, dia mirary fiomanana ho amin’ny sabata eo ambanin’ny fitarihin’Andriamanitra ho antsika rehetra!

(Tahirin-tsary, fotoana mamy niarahana ny sabata faran’ny taona 2024 teo)

Anio folak’Andro indray ny fotoanantsika manaraka🕊️📍Boulevard des Archers 63, Nivelles
23/11/2024

Anio folak’Andro indray ny fotoanantsika manaraka🕊️

📍Boulevard des Archers 63, Nivelles

23/10/2024

Fiadanana ho antsika rehetra 🩷

Fotoanantsika manaraka:
📌Sabata 26 Oktobra 2024
🕰️ 14h00
📍Boulevard des Archers 63, Nivelles

Mirary soa sy fitahiana ho anao😇

« …Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona… » Heb 10.25a📍Nivelles, 24/08/2024
25/08/2024

« …Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona… » Heb 10.25a

📍Nivelles, 24/08/2024

21/08/2024

Mpitsara 6:14 « Dia nitodika nijery azy Jehovah ka nanao hoe: Mandehana amin'izao herinao izao, (…) »

- Fiaraha-mivavaka 27 jolay tao Nivelles, Belgique.

Fihaonana manaraka: Sabata 24 aogositra 2024 - 2 ora tolakandro.
Adresse: Boulevard des Archers, 63 Nivelles

20/07/2024

Salama eh ☀️
Sombintsombiny tamin’ireo fotoana fiarahamivavaky ny Malagasy Adventista eto Belgique.
Fotoanantsika manaraka : Sabata 27 jolay 2024 amin’ny 2 ora folakandro.
Toerana: Boulevard des Archers, 63 Nivelles
Tongava maro eh 🇲🇬

« Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasina azy. » Eksodosy 20:8Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao Sabata izao.Mira...
28/06/2024

« Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasina azy. »
Eksodosy 20:8

Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao Sabata izao.
Mirary tontolon’ny Sabata mahafinaritra antsika rehetra.
Samy ho tahiana daholo eh ☺️

Bon Sabbat à tous
Soyez tous bénis ☺️

Adresse

Boulevard Des Archers 63
Nivelles
1400

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque MAlagasy Adventiste eto Belgique publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter Le Lieu De Culte

Envoyer un message à MAlagasy Adventiste eto Belgique:

Raccourcis

Partager