Andro farany sy ny Filazantsara

  • Home
  • Andro farany sy ny Filazantsara

Andro farany sy ny Filazantsara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Andro farany sy ny Filazantsara, Religious organisation, .

Efa miseho avokoa ireo FAMANTARANA rehetra ny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy, ao ireo efa tanteraka, ao ireo mbola eo an-dalampahatanterahana, ho hitanao ato ny momba izany sy ny fiambenana rehetra tokony ho atao.

AZA ADINO NY TOHIN'NY CONFERENCE NY 25 MAI 2026 IZAOManonona ny fiadanan'i Jesosy Kristy amintsika mpanaraka ny pejy reh...
19/05/2026

AZA ADINO NY TOHIN'NY CONFERENCE NY 25 MAI 2026 IZAO

Manonona ny fiadanan'i Jesosy Kristy amintsika mpanaraka ny pejy rehetra ๐Ÿ™

๐Ÿ›‘Misaotra ho anareo rehetra namaly ny antso tamin'ny conference izay notanterahina ny 16 Mai 2026 izay nahafahantsika namelabelatra ny lohahevitra lehibe roa dia ny ady misy eo amin'ny Etats- Unis,Israel sy Iran ary ny lamina vaovao manerantany

๐ŸšจAza adino fa mbola hiresaka bebe kokoa mahakasika ny andro farany isika ny 25 Mai 2026 ho avy izao, sy ireo fitaka rehetra ataon'i Satana aty amin'ny andro farany, ka mbola hanasana antsika rehetra izany.๐Ÿšจ

๐Ÿ“ŒMaro amintsika no mangataka ny audio na video tamin'ny conference amin'ny message
Koa manasa antsika hiditra ao anatin'ny vondrona vaovao Radio Kristy no antony Ahavelomako (Radio Kristy no antony Ahavelomako (RKA)zXku/
Hahafahantsika mizara ireo vaovao rehetra mila ho fantatra mahakasika ny lamina vaovao manerantany (marikin'ny bibidia) sy hizarana ireo enregistrement tamin'ny conference

โžก๏ธHasao ny namana hiditra ao amin'ny vondronaโฌ…๏ธ

Soraty ao aminโ€™ny commentaire hoe โ€œCONFร‰RENCEโ€, dia homenay anao ny andinindininy mahakasika ny confรฉrence manaraka izay hotanterahina ny 25 Mai ho avy izao.

-------
๐Ÿ“บ Youtube : Mahery RAZAFINDRALAMBO
๐Ÿ“ป Radio : 103.2 FM
๐ŸŒ Site web : androfarany.mg

๐Ÿ“ฃ๐Ÿ”ฅ ANTOMOTRA NY ANDRO ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ“ฃ๐Ÿ‘‰ Betsaka ny faminanian'ny Baiboly efa tanteraka  manambara ny fihavian'i Jesosy Kristy โœจ๐Ÿ“ Ary i...
15/05/2026

๐Ÿ“ฃ๐Ÿ”ฅ ANTOMOTRA NY ANDRO ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ“ฃ

๐Ÿ‘‰ Betsaka ny faminanian'ny Baiboly efa tanteraka manambara ny fihavian'i Jesosy Kristy โœจ

๐Ÿ“ Ary izay mbola tsy tanteraka dia efa an-dalam-pahatanterahana โณ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ™Œ Akaiky ny Tompontsika, meteza ho ateraka indray handray ny Filazantsara โค๏ธ
๐Ÿ“– Asa 2:38

โœ… Mibebaha miala amin'ny ratsy rehetra ๐Ÿ™
โœ… Ataovy batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ๐Ÿ’ง(amin'ny rano be).
โœ… Mandray ny fanomezana dia ny Fanahy Masina ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ•Š๏ธ

๐Ÿ“ฃTongava amin'ny confรฉrence izay ho ataotsika ny 16 &25 Mai ho avy izao!
Misy hetsika hanova ny fijerinao,hanomananao ny mandrakizay .

โš ๏ธ Anao ny safidy.
โฐ Anio no andro famonjena! โœ๏ธ

Tia anao Jesosy Kristy.
Samia ho tahiana

14/05/2026

๐Ÿ”ฅโšก๐Ÿ“ขCONFERENCE INDROA MIANTOANA NY FAHA 16 SY NY FAHA 25

๐Ÿ“ŒFAHA 16 MAI : Ady Usa-Israel vs Iran
๐Ÿ“ŒFAHA 25 MAI: Fampahafantarana ireo zavatra rehetra mila tandremana amin'izao andro farany izao satria mamono ny fanahy:

Ho adihadiana amin'izany ny :
๐Ÿ‘‰1๏ธโƒฃFilazantsara marina
๐Ÿ‘‰2๏ธโƒฃFampiasana ny I.A
๐Ÿ‘‰3๏ธโƒฃSy ireo fitaka maro ataon'i Satana, handavona ny Kristianina amin'izao andro farany izao.
โžก๏ธTongava maro ary, taomy daholo ny ankohonana, ento ny havana aman-tsakaiza fa ringana ny oloko hoy Jehovah, noho ny tsi-fisian'ny FAHALALANA.

๐Ÿ“Toerana : Espace CBA Alasora ampitan'ny Domaine
โณManomboka amin'ny 9 ora maraina

Aza tazonina ho anao irery ity hafatra ity. Soraty hoe "Ho tonga aho", ary mentionne-o aminโ€™ny commentaire ireo olona tianao hiaraka aminao ๐Ÿ™๐Ÿ”ฅSatria ilaina ny miomana sy mahalala ny marina aminโ€™izao andro farany izao.

Manana vaovao maro holazaina isika mahakasika ireto lohahevitra roa lehibe ireto, taomy indray ny ankohonana, ento ny ha...
07/05/2026

Manana vaovao maro holazaina isika mahakasika ireto lohahevitra roa lehibe ireto, taomy indray ny ankohonana, ento ny havana aman-tsakaiza.

Raha vonona ary ianao, dia soraty amin'ny commentaire hoe "VONONA AHO".

07/05/2026
โ›”๐—”๐—ญ๐—” ๐— ๐—˜๐—ง๐—ฌ ๐—”๐—ฆ๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ž๐—”โ—โ›” (somary lavalava fa iankinan'ny mandrakizay)๐Ÿ‘‰Efa noresahantsika teto foana fa tonga ity ny fot...
27/04/2026

โ›”๐—”๐—ญ๐—” ๐— ๐—˜๐—ง๐—ฌ ๐—”๐—ฆ๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ž๐—”โ—โ›”
(somary lavalava fa iankinan'ny mandrakizay)
๐Ÿ‘‰Efa noresahantsika teto foana fa tonga ity ny fotoana tsy maintsy hijoroan'ny tena Kristianina mpanara-dia an'i Jesosy Kristy.
Mandady ny trambo satria manenika izao tontolo izao ny fametrahana ny ๐™‰๐™ช๐™ขรฉ๐™ง๐™ค ๐™๐™ฃ๐™ž๐™ฆ๐™ช๐™š ๐™™' ๐™„๐™™๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™ž๐™›๐™ž๐™˜๐™–๐™ฉ๐™ž๐™ค๐™ฃ (๐™‰.๐™.๐™„) ho an'ny olona rehetra eran'izao tontolo izao๐ŸŒ
๐Ÿ‘‰Hatramin'izay dia nisaraka ny fanomezana ny olona ny ๐ˆ๐๐ž๐ง๐ญ๐ข๐ญรฉ ๐๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ž ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐.๐”.๐ˆ
๐Ÿ‘‰Fa ankehitriny kosa dia natambatra ao anatin'ny fampirisihana ny olona ๐—ต๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฏ๐—ถ๐—ผ๐—บรฉ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ฒ izany ka mila mitandrinaโŒ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑร  ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐—ผ ny tena Kristianina mpanara-dia an'i Kristy, satria manomboka zaraina amin'ny olona rehetra maneran-tany izany.
๐Ÿ‘‰๐Ÿ˜ฑEfa nanomboka tany Chine tamin'ny Mars 2025, tany Inde ,Australie, sy firenena maro efa mitotaly 200 latsaka kely ankehitriny ny isan'ny firenena zaraina izany amin'ny olona ao aminy, ny aty afrika efa betsaka ny firenena manatanteraka izanyโ—
๐Ÿ‘‰Ny ao Europe๐Ÿ’ถ manontolo manomboka amin'ity 2026 ityโ—โ›” ary io efa manomboka miditra eto amintsika io koa.๐Ÿคฌ
โžก๏ธHo atao amin'ny olona rehetra izy io atsy ho atsy NA KELY NA LEHIBEโ—โ—โ— araka ny soratra masina, fa izao aloha mbola atao amin'ny olona 18 taona miakatra ihany hanaovana ๐ค๐š๐ซ๐š-๐ฉ๐š๐ง๐จ๐ง๐๐ซ๐จ ๐๐ข๐จ๐ฆ๐ž๐ญ๐ซ๐ข๐ช๐ฎ๐ž, hoy ny ๐€๐ฉ๐จ๐ค๐š๐ฅ๐ฒ๐ฉ๐ฌ๐ฒ 13:16 manao hoe "๐š๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐‘๐„๐‡๐„๐“๐‘๐€, ๐๐€ ๐Š๐„๐‹๐˜ ๐๐€ ๐‹๐„๐‡๐ˆ๐๐„, ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง-๐ค๐š๐ซ๐ž๐ง๐š ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ฅ๐š๐ก๐ž๐ฅ๐จ, ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ง๐๐ž๐ฏ๐จ ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ž๐ฏ๐จ, ๐๐ข๐š ๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐ข๐ค๐š ๐ž๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐ค๐š๐ฏ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ง๐š ๐ž๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐ฒ ๐š๐ฏ๐จ๐ค๐จ๐š"."๐š๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐‘๐„๐‡๐„๐“๐‘๐€, ๐๐€ ๐Š๐„๐‹๐˜ ๐๐€ ๐‹๐„๐‡๐ˆ๐๐„, ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ง-๐ค๐š๐ซ๐ž๐ง๐š ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ฅ๐š๐ก๐ž๐ฅ๐จ, ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ง๐๐ž๐ฏ๐จ ๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐๐ž๐ฏ๐จ, ๐๐ข๐š ๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐ข๐ค๐š ๐ž๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ง๐ค๐š๐ฏ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ง๐š ๐ž๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐ฒ ๐š๐ฏ๐จ๐ค๐จ๐š".
โžก๏ธRaisina amin'ny alalan'ny ๐——๐—œ๐—š๐—œ๐—ง๐—”๐—Ÿ๐Ÿ‘ (izay ilay hoe tanana ankavanana) sy ๐’๐‚๐€๐ ๐Ž๐‚๐”๐‹๐€๐ˆ๐‘๐„ (๐ก๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐š) ๐Ÿ‘€ ity Biomรฉtrie hanomezana N.U.I ny olona rehetra ity.
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰Raha mijery ny site voalaza eto ambany ianao dia hahita fa ho atao amin'ny olona rehetra izany, nilaza izany koa ohatra ny filoha teo aloha fa ho atao hatrany amin'ny zaza teraka ity N.U.I ity. Jereo ireto lien ireto https://digital.gov.mg/2020/04/18/projet-prodigy/
๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜†
https://2424.mg/digitalisation-la-reconnaissance.../....
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐ƒ๐ข๐š ๐š๐ก๐ข๐ญ๐š ๐š๐จ ๐ข๐š๐ง๐š๐จ ๐Ÿ๐š ๐ก๐จ ๐š๐ญ๐š๐จ ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ณ๐š๐ณ๐š ๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ค๐š ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐š ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ข๐ญ๐ฒ ๐š๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐จ ๐š๐ญ๐ฌ๐ฒ, ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ก๐จ๐ž ๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐‘๐„๐‡๐„๐“๐‘๐€.(๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐š๐ซ๐š๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐š๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐›๐š๐ข๐›๐จ๐ฅ๐ฒ).
โžก๏ธโ—โ—โ—Tsy izahay irery no milaza izany tompoko fa ny mpandinika rehetra...ny mpanompon'Andriamanitra rehetra mpandinika Eschatologie (fin des temps) maro dia maro eran'izao tontolo izao dia samy resy lahatra fa ๐ฆ๐š๐ง๐ค๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐ข๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐›๐ข๐›๐ข๐๐ข๐š ๐ข๐จ ๐ค๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐จ ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Š๐ซ๐ข๐ฌ๐ญ๐ข๐š๐ง๐ข๐ง๐š ๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐ง๐ฒ...
โžก๏ธ๐Ÿ‘‰๐—”๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† an๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜€๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป'๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ .
Tahaka ny eny amin'ny gerita izahay milaza aminao ny zavatra hitranga, anjaranao ny safidy fa ny baiboly milaza fa raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny. Matio 24:24.
๐Ÿ”ฅ๐ŸšซNy Baiboly koa milaza ao amin'ny ๐˜ˆ๐˜ฑ๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ญ๐˜บ๐˜ฑ๐˜ด๐˜บ 14:10-11 fa izay mandray io marika io dia iharan'ny fahatezeran'Andriamanitra mandrakizay.๐Ÿšซ๐Ÿ”ฅ
๐Ÿ”ทMisy milaza fa tsy izany io!!! fa mbola hametraka izany marika izany ilay antikristy na ilay bibidia rehefa tonga eo.
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰Tsotra ny teninay.
Efa 15 taona mahery izao no nanomanan'izao tontolo izao an'ity projet ity satria efa nanomboka tany ho any amin'ny 2010 tany ny ONG2020 no nasain'ny Firenena Mikambana nanisa sy hanisy laharana manokana ny olona rehetra maneran-tany ary nokasaina hovitaina 2020 izany saingy tsy tratrany fa hoezahana alohan'ny Projet 2030 (taona izay ketrehan'ireo mondialistes mifehy an'ity izao tontolo izao ity fa hananganana ny ๐™œ๐™ค๐™ช๐™ซ๐™š๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ข๐™š๐™ฃ๐™ฉ ๐™ข๐™ค๐™ฃ๐™™๐™ž๐™–๐™ก.
โžก๏ธ๐Ÿ‘€๐™€๐™›๐™– ๐™ž๐™ค ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™œ๐™–๐™จ๐™–๐™ฃ๐™–๐™œ๐™– ๐™ž๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ž๐™ฉรฉ ๐™™๐™š ๐™ฅ๐™–๐™ž๐™ญ ๐™๐™ž๐™™๐™ž๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™š๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค (7 ๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ฃ๐™–) ๐™›๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™œ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™š๐™ข๐™ฅ๐™ค๐™ก๐™ฎ ๐™›๐™–๐™๐™–3, ๐˜ฟ๐™–๐™ฃ๐™ž๐™š๐™ก๐™– 9:27,
Efa hitantsika teto fa efa vonona avokoa ny fitaovana rehetra na anatiny na ivelany ao amin'ny tempoly, efa vonona ao koa ny mpisoronabe hanatanteraka ny fananganana izany, azo antoka fa efa tena ankatoky ny fidirana ny fito taona farany isika araka ny Daniela 9:27.
๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ3แด›แด€แดษดแด€ sส แด›แด€แด˜แด€ษดส แด‡แด ษชแดขแด€ษดส sษชsแด€ แด…ษชแด€ สœแด แด€แด ส ษชแด›ส า“แด€ษดแดŠแด€แด‹แด€ษด'ษดส ส™ษชส™ษชแด…ษชแด€ ษชแด›ส sแด€แด›ส€ษชแด€ สœแดส แด€สœแด แด›แด‡แด สœแดแด€ สœษชแด…ษชแด›ส€แด€ แด€แดษชษด'ษดส สœแด‡ส€ษชษดแด€ษดแด…ส€แด (7แด›แด€แดษดแด€) า“แด€ส€แด€ษดส ษชsษชแด‹แด€ ษชแดขแด€แด. ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ
๐Ÿ‘‰Ny hamoazako ny sainao dia tsy mino aho hoe mbola hanao zava baovao ireo amin'ny 3 taona sy tapany farany hanjakan'ilay Prรฉsident mondial izay lazain'ny baiboly hoe bibidia.
๐Ÿ‘‰fa ny azoko antoka dia ๐™๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™ซ๐™ค๐™ฃ๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™ค ๐™‰.๐™.๐™„ ๐™๐™ค ๐™–๐™ซ๐™ฎ ๐™ž๐™ค ๐™ž๐™ฏ๐™ฎ, io aza araka ny nolazaina teo dia taona lavabe efa ho 15 taona izay vao voapetraka.
โ—โ›”๐™€๐™›๐™– ๐™ข๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™™๐™–๐™๐™ค๐™ก๐™ค ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™๐™–๐™ซ๐™ž๐™ฃ๐™–'๐™ž ๐™…๐™š๐™จ๐™ค๐™จ๐™ฎ ๐™†๐™ง๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ฎ.
โžก๏ธ๐ŸšซEfa mananontanona io ny ady lehibe faha3 izay trompetra faha6 Apokalypsy 9:13-21 nolazaintsika teto foana.
๐Ÿ”ทRaha Apokalypsy 9 ny ady lehibe faha3 dia Apokalypsy 10 ny fahoriana lehibe izay 3taona sy tapany, Apokalypsy 11-15 Jesosy Kristy no ho tonga amin'ny ENLEVEMENT, Trompetra faha 7, trompetra farany, ny andro sy ny ora tsy fantatra fa dia izay omena anao izay ny vanim-potoana ...
๐Ÿ‘‰๐™๐™ค๐™ฉ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ค ๐™๐™ž๐™Ÿ๐™ค๐™ง๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™๐™–๐™ข๐™–๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™–'๐™ฃ๐™ฎ ๐˜ฝ๐™–๐™ž๐™—๐™ค๐™ก๐™ฎ, ๐™๐™ค ๐™–๐™ฉ๐™š๐™ง๐™–๐™ ๐™– ๐™ž๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™ข๐™—๐™– ๐™๐™ค ๐™ฉ๐™š๐™ฃ๐™– ๐™๐™ค๐™–๐™ฃ'๐™ž ๐™…๐™šsos๐™ฎ ๐™†๐™ง๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™–.
๐Ÿ‘‰๐˜ผ๐™ฏ๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ž๐™ ๐™ฎ ๐™๐™ค ๐™ž๐™™๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™ž๐™›๐™žรฉ ๐™–๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™œ๐™ค๐™ช๐™ซ๐™š๐™ง๐™ฃ๐™š๐™ข๐™š๐™ฃ๐™ฉ ๐™ข๐™ค๐™ฃ๐™™๐™ž๐™–๐™ก๐ŸŒ ๐™›๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™š๐™ ๐™š ๐™๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™‚๐™ค๐™ช๐™ซ๐™š๐™ง๐™ฃ๐™š๐™ข๐™š๐™ฃ๐™ฉ ๐™–๐™ฃ'๐™ž ๐™…๐™š๐™จ๐™ค๐™จ๐™ฎ ๐™†๐™ง๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ฎ.
โ—โ—โ›”Samy te haka olona ho ao amin'ny fanjakany na ny fanjakan'Andriamanitra, na ny fanjakan'ny bibidia,ary samy te hanisy identitรฉ ny azy.
โžก๏ธNy identitรฉ an'ny bibidia vao io manomboka io, fa ny ๐™ž๐™™๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™ž๐™ฉรฉ ๐™–๐™ฃ'๐™ž ๐™…๐™š๐™จ๐™ค๐™จ๐™ฎ ๐™†๐™ง๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ฎ ๐™™๐™ž๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™๐™ฎ ๐™ˆ๐™–๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™–, Efesiana 1:13, sy Romana 8:9 "Fa ๐™ง๐™–๐™๐™– ๐™ข๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™ ๐™ค๐™จ๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™๐™ž๐™ฃ'๐™ž ๐™†๐™ง๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ฎ ๐™™๐™ž๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐˜ผ๐™ฏ๐™ฎ ๐™ž๐™ฏ๐™ฎ".
๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ“–Araho ny ASA 2:38 mba ho an'i Jesosy Kristy mandrakizay ianao dia ho arovany amin'izany zava-dratsy rehetra izany, dia samia mahery fa antomotra ny andro, hanomboka izy ity.
Pasteur RAZAFINDRALAMBO Mahery

@ร  la une

https://2424.mg/digitalisation-la-reconnaissance-faciale-sera-integree-a-lidentifiant-unique-des-citoyens-que-letat-va-mettre-en-place-indique-andry-rajoelina/ #:~:text=Antananarivo%2C%205%20Juillet%2C%206h40%20%E2%80%93,%2C%20souligne%2Dt%2Dil.

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐ƒ๐ข๐š ๐š๐ก๐ข๐ญ๐š ๐š๐จ ๐ข๐š๐ง๐š๐จ ๐Ÿ๐š ๐ก๐จ ๐š๐ญ๐š๐จ ๐ก๐š๐ญ๐ซ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ณ๐š๐ณ๐š ๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ค๐š ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐š ๐ข๐ณ๐ฒ ๐ข๐ญ๐ฒ ๐š๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐จ ๐š๐ญ๐ฌ๐ฒ, ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ก๐จ๐ž ๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐š ๐‘๐„๐‡๐„๐“๐‘๐€.(๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐š๐ซ๐š๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐š๐ฅ๐š๐ณ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐›๐š๐ข๐›๐จ๐ฅ๐ฒ).

โžก๏ธโ—โ—โ—Tsy izahay irery no milaza izany tompoko fa ny mpandinika rehetra...ny mpanompon'Andriamanitra rehetra mpandinika Eschatologie (fin des temps) maro dia maro eran'izao tontolo izao dia samy resy lahatra fa ๐ฆ๐š๐ง๐ค๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ซ๐ข๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐›๐ข๐›๐ข๐๐ข๐š ๐ข๐จ ๐ค๐š ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐จ ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Š๐ซ๐ข๐ฌ๐ญ๐ข๐š๐ง๐ข๐ง๐š ๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐จ๐ง๐ฒ...

โžก๏ธ๐Ÿ‘‰๐—”๐—ป๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† an๐˜๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜€๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป'๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ .

Tahaka ny eny amin'ny gerita izahay milaza aminao ny zavatra hitranga, anjaranao ny safidy fa ny baiboly milaza fa raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny. Matio 24:24.

๐Ÿ”ฅ๐ŸšซNy Baiboly koa milaza ao amin'ny ๐˜ˆ๐˜ฑ๐˜ฐ๐˜ฌ๐˜ข๐˜ญ๐˜บ๐˜ฑ๐˜ด๐˜บ 14:10-11 fa izay mandray io marika io dia iharan'ny fahatezeran'Andriamanitra mandrakizay.๐Ÿšซ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ”ทMisy milaza fa tsy izany io!!! fa mbola hametraka izany marika izany ilay antikristy na ilay bibidia rehefa tonga eo.

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰Tsotra ny teninay.
Efa 15 taona mahery izao no nanomanan'izao tontolo izao an'ity projet ity satria efa nanomboka tany ho any amin'ny 2010 tany ny ONG2020 no nasain'ny Firenena Mikambana nanisa sy hanisy laharana manokana ny olona rehetra maneran-tany ary nokasaina hovitaina 2020 izany saingy tsy tratrany fa hoezahana alohan'ny Projet 2030 (taona izay ketrehan'ireo mondialistes mifehy an'ity izao tontolo izao ity fa hananganana ny ๐™œ๐™ค๐™ช๐™ซ๐™š๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ข๐™š๐™ฃ๐™ฉ ๐™ข๐™ค๐™ฃ๐™™๐™ž๐™–๐™ก.

โžก๏ธ๐Ÿ‘€๐™€๐™›๐™– ๐™ž๐™ค ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™œ๐™–๐™จ๐™–๐™ฃ๐™–๐™œ๐™– ๐™ž๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™ง๐™–๐™ž๐™ฉรฉ ๐™™๐™š ๐™ฅ๐™–๐™ž๐™ญ ๐™๐™ž๐™™๐™ž๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™š๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค (7 ๐™ฉ๐™–๐™ค๐™ฃ๐™–) ๐™›๐™–๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™œ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™ฉ๐™š๐™ข๐™ฅ๐™ค๐™ก๐™ฎ ๐™›๐™–๐™๐™–3, ๐˜ฟ๐™–๐™ฃ๐™ž๐™š๐™ก๐™– 9:27,
Efa hitantsika teto fa efa vita ny fanatitra omby mena hanatanterahana izany.

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ3แด›แด€แดษดแด€ sส แด›แด€แด˜แด€ษดส แด‡แด ษชแดขแด€ษดส sษชsแด€ แด…ษชแด€ สœแด แด€แด ส ษชแด›ส า“แด€ษดแดŠแด€แด‹แด€ษด'ษดส ส™ษชส™ษชแด…ษชแด€ ษชแด›ส sแด€แด›ส€ษชแด€ สœแดส แด€สœแด แด›แด‡แด สœแดแด€ สœษชแด…ษชแด›ส€แด€ แด€แดษชษด'ษดส สœแด‡ส€ษชษดแด€ษดแด…ส€แด (7แด›แด€แดษดแด€) า“แด€ส€แด€ษดส ษชsษชแด‹แด€ ษชแดขแด€แด. ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ‘‰Ny hamoazako ny sainao dia tsy mino aho hoe mbola hanao zava baovao ireo amin'ny 3 taona sy tapany farany hanjakan'ilay Prรฉsident mondial izay lazain'ny baiboly hoe bibidia.

๐Ÿ‘‰fa ny azoko antoka dia ๐™๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™ซ๐™ค๐™ฃ๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™ค ๐™‰.๐™.๐™„ ๐™๐™ค ๐™–๐™ซ๐™ฎ ๐™ž๐™ค ๐™ž๐™ฏ๐™ฎ, io aza araka ny nolazaina teo dia taona lavabe efa ho 15 taona izay vao voapetraka.

โ—โ›”๐™€๐™›๐™– ๐™ข๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ฃ๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™– ๐™™๐™–๐™๐™ค๐™ก๐™ค ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™๐™–๐™ซ๐™ž๐™ฃ๐™–'๐™ž ๐™…๐™š๐™จ๐™ค๐™จ๐™ฎ ๐™†๐™ง๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ฎ.

โžก๏ธ๐ŸšซEfa mananontanona io ny ady lehibe faha3 izay trompetra faha6 Apokalypsy 9:13-21 nolazaintsika teto foana.

๐Ÿ”ทRaha Apokalypsy 9 ny ady lehibe faha3 dia Apokalypsy 10 ny fahoriana lehibe izay 3taona sy tapany, Apokalypsy 11-15 Jesosy Kristy no ho tonga amin'ny ENLEVEMENT, Trompetra faha 7, trompetra farany, ny andro sy ny ora tsy fantatra fa dia izay omena anao izay ny vanim-potoana ...

๐Ÿ‘‰๐™๐™ค๐™ฉ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ค ๐™๐™ž๐™Ÿ๐™ค๐™ง๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™–๐™๐™–๐™ข๐™–๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™–'๐™ฃ๐™ฎ ๐˜ฝ๐™–๐™ž๐™—๐™ค๐™ก๐™ฎ, ๐™๐™ค ๐™–๐™ฉ๐™š๐™ง๐™–๐™ ๐™– ๐™ž๐™ฃ๐™™๐™ง๐™–๐™ฎ ๐™ข๐™—๐™– ๐™๐™ค ๐™ฉ๐™š๐™ฃ๐™– ๐™๐™ค๐™–๐™ฃ'๐™ž ๐™…๐™šsos๐™ฎ ๐™†๐™ง๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™–.

๐Ÿ‘‰๐˜ผ๐™ฏ๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ž๐™ ๐™ฎ ๐™๐™ค ๐™ž๐™™๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™ž๐™›๐™žรฉ ๐™–๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™œ๐™ค๐™ช๐™ซ๐™š๐™ง๐™ฃ๐™š๐™ข๐™š๐™ฃ๐™ฉ ๐™ข๐™ค๐™ฃ๐™™๐™ž๐™–๐™ก๐ŸŒ ๐™›๐™– ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™š๐™ ๐™š ๐™๐™ค ๐™–๐™ฃ๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™‚๐™ค๐™ช๐™ซ๐™š๐™ง๐™ฃ๐™š๐™ข๐™š๐™ฃ๐™ฉ ๐™–๐™ฃ'๐™ž ๐™…๐™š๐™จ๐™ค๐™จ๐™ฎ ๐™†๐™ง๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ฎ.

โ—โ—โ›”Samy te haka olona ho ao amin'ny fanjakany na ny fanjakan'Andriamanitra, na ny fanjakan'ny bibidia,ary samy te hanisy identitรฉ ny azy.

โžก๏ธNy identitรฉ an'ny bibidia vao io manomboka io, fa ny ๐™ž๐™™๐™š๐™ฃ๐™ฉ๐™ž๐™ฉรฉ ๐™–๐™ฃ'๐™ž ๐™…๐™š๐™จ๐™ค๐™จ๐™ฎ ๐™†๐™ง๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ฎ ๐™™๐™ž๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™๐™ฎ ๐™ˆ๐™–๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™–, Efesiana 1:13, sy Romana 8:9 "Fa ๐™ง๐™–๐™๐™– ๐™ข๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™ ๐™ค๐™จ๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™๐™ž๐™ฃ'๐™ž ๐™†๐™ง๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ฎ ๐™™๐™ž๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐˜ผ๐™ฏ๐™ฎ ๐™ž๐™ฏ๐™ฎ".

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ“–Araho ny ASA 2:38 mba ho an'i Jesosy Kristy mandrakizay ianao dia ho arovany amin'izany zava-dratsy rehetra izany, dia samia mahery fa antomotra ny andro, hanomboka izy ity.

Pasteur RAZAFINDRALAMBO Mahery

@ร  la une

12/04/2026

Mahamay ny raharaha ๐Ÿ”ฅ

โ›”Tsy nahomby ny fifanarahana Tรฉo amin'ny 2 tonta (Iran๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท sy ร‰ta-Unis ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ธ).

Tsy nisy hevitra tapaka fa samy niala maina,mihamafy ny fifanenjanana.

Donald Trump Ordonne un blocus naval du dรฉtroit d'Ormuz = manakana ny sambo tsy afaka miditra na mivoaka ao aminโ€™io faritra io .

07/04/2026

๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡ท Mihetsika miaro ny fotodrafitrasa nasionaliny ny Iraniana amin'izao fotoana hanoratana izao.

Vahoaka Iraniana maro no niara nirona betsaka eny amboninโ€™ny tetezana sy manodidina ireo tobim-pamokarana herinaratra manerana ny firenena.

Tanjony ny hiaro aminโ€™ny fomba rehetra azo atao ireo fotodrafitrasa tena ilaina ho anโ€™ny fireneny manoloana ny fandrahonana avy any ivelany.
๐Ÿ‘‰ Araho hatrany ary zarao mba tsy ho diso vaovao!

07/04/2026

๐Ÿ”ด Hoy ny Iraniana : Nilaza i Donald Trump fa afaka manimba ao anatinโ€™ny ora efatra ny tetezana sy ny toby famokarana herinaratra rehetra ao Iran.
โ€œManana drafitra izahay, noho ny herinโ€™ny tafika anananay, izay mikendry ny hanimba ny tetezana rehetra ao Iran alohanโ€™ny misasakalina rahampitso hariva, ary hampijanona tsy hiasa ny toby famokarana herinaratra rehetra (...) ka tsy ho azo ampiasaina intsony,โ€ hoy ny filohanโ€™i Etazonia.
Nampahatsiahy ihany koa izy ny fampitandremana farany (ultimatum) napetrany ho anโ€™i Iran, izay voafetra hatraminโ€™ny talata aminโ€™ny 8 ora alina (ora any Washington), mba hahitana fifanarahana.

07/04/2026

Anio hariva, i Iran dia mety hahita ny fiafarany na hiaina revolisiona vaovao, hoy i Trump.

Address

101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andro farany sy ny Filazantsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship?

Share