22/03/2026
😍 Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra, vita soa aman-tsara ihany koa ny Biblical Counseling | module 1 teto Antananarivo.
Tsarovy am-bavaka ireo mpiofana satria mbola maromaro ny asa miandry azy ireo mandra-pahatongan'ny volana desambra 💪
Mankasitraka ny BCM Worldwide sy Dr Don Roy izahay nikely aina fatratra mampiofana sy mampitao ny aty Madagasikara 🙏