30/07/2026
Mpiandry Tatarine sy Rtoa Favori Tinah. Mpiandry Tatarine, vehivavy voalohany nanara-dia ny FDL aty @ SPFT.
Izy zany no VEHIVAHY FDL voalohany ary Narahin'ireo vehivavy hafa taty aoriana. Ny Tompo homba anao, reninay.
Tsy nisy FDL ny Fileovana Morombe naharitra ela, neny Mpiandry Tatarine no mamoaka vola am-paosiny hanefany ny adidin'ny FDL Morombe, isaky ny Zaikakely FDL. Ary izy irery moa no solon-tena avy any. miroborobo ny FDL Morombe, ary manana Antoko mpihira. Nody ventiny ny rano natsakan'ny neny Mpiandry Tatarine. Mankasitraka azy, ho lava andro iainana ry Neny π