Fitambaran’ny Mpino Silamo eto Toliara

Fitambaran’ny Mpino Silamo eto Toliara Mikendry ny firaisankinan’ny mpino, ny fampivoarana ny fiarahamonina Silamo ary ny fandrosoana sosial

Assalamou anlaikoum wa rahmatoullah wa barakatouh !SALÂT AL EID AL-ADHA 2026Voninahitry bevata hoanay ny mampandre antsi...
25/05/2026

Assalamou anlaikoum wa rahmatoullah wa barakatouh !

SALÂT AL EID AL-ADHA 2026

Voninahitry bevata hoanay ny mampandre antsika fa ny Salât al Eid Al-Adha 2026 dia hatao amin'ny:

🗓️ALAROBIA 27 JOLAY 2026 na
27 MAI 2026
🏟️KIANJA MAITRE KIRA AO ANDABOLY
🕢07:30 MARAINA TSY DISO

🧎Ny salât dia hotarihin’i Hafidh Aboubakr
🎤Ary Khoutba dia hataon’ i Sheikh KADAFY Anselme

Ry rahalahy sy anabavy hajaina,
Miavia maro hanatanteraka ity vavaka voatahy ity amim-piraisankina, amim-pirahalahiana ary amim-pinoana.

Barak’Allah fikoum wa Djazakoumoullah khairan !

Fitambaran’ny Mpino Silamo eto Toliara

Assalamou anlaikoum wa rahmatoullah wa barakatouh ! Alhamdoulillah, araky ny « CÉRÉMONIE DE LANCEMENT OFFICIEL DU MAJLIS...
20/05/2026

Assalamou anlaikoum wa rahmatoullah wa barakatouh !

Alhamdoulillah, araky ny « CÉRÉMONIE DE LANCEMENT OFFICIEL DU MAJLIS ISLAMIQUE SUNNITE
DE MADAGASIKARA
SECTION ATSIMO ANDREFANA » izay nokarakarain’ny LDUIM tao amin’ny Ammar Masjid dia tanteraka soa aman-tsara ny fametrahana ny lehiben’ny mpino Silamo eto Atsimo Andrefana.

Ka lany ho lehiben’ny mpino silamo eto Atsimo Andrefana i Amir MOUSLAH Hazem dit Tamon Asco izay mitantana ny masjid Al-Yamane ao Besasavy.

Mangataka amin’i Allah mba hamalavala azy sy hitari-dala azy amin’ny andraikitra izay ho sahaniny.

Barak’Allah fikoum wa Djazakoumoullah khairan !!

Fitambaran’ny Mpino Silamo eto Toliara

Assalamou anlaikoum wa rahmatoullah wa barakatouh !Faly izahay mpino silamo eto Toliara amin’ny maha voatendry an’i Doct...
20/05/2026

Assalamou anlaikoum wa rahmatoullah wa barakatouh !

Faly izahay mpino silamo eto Toliara amin’ny maha voatendry an’i Docteur HAZRADJY Ahamad Bora Kanoso ho talem-paritry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy Atsimo Andrefana. Izy moa zany mbo anisany filohan’ity fikambanana ity.

Allah anie hanampy anao President amin’izao andraikitrinao vaovao izao ary hitari-dala sy hamalavala anao hatrany.

Barak’Allah fikoum wa Djazakoumoullah khairan !

Assalamou anlaikoum wa rahmatoullah wa barakatouh ! Manoloana ny zavatra niseho tao amin’ny Sekoly Jery - Masjid Ar-Rahm...
28/04/2026

Assalamou anlaikoum wa rahmatoullah wa barakatouh !

Manoloana ny zavatra niseho tao amin’ny Sekoly Jery - Masjid Ar-Rahman, Antananarivo dia manentana antsika mpino silamo manerana ny Madagasikara mba ho tony.

Raha misy tsy fitovian-kevitra, aoka isika himpody amin’ny Kor’any sy ny Sounna.
Aoka ny zanaka mba hanaja ny Ray aman-dReny ary ny Ray aman-dReny hamela ny zanaka.

Barak’Allah fikoum wa Djazakoumoullah khairan !!

Fitambaran’ny Mpino Silamo eto Toliara

16/04/2026

Monsieur Le Haut Conseiller de la Présidence de la République pour la Refondation de Madagascar 🇲🇬

Fitambaran’ny Mpino Silamo eto Toliara

Assalamou anlaikoum wa rahmatoullah wa barakatouh ! Ny fikambanana Fitambaran’ny Mpino Silamo eto Toliara dia faly sy ma...
16/04/2026

Assalamou anlaikoum wa rahmatoullah wa barakatouh !

Ny fikambanana Fitambaran’ny Mpino Silamo eto Toliara dia faly sy mankasitraka ny fandraisana anjara tamin’ny fitsenàna ireo delegasiona nandritra ny fahatongavan’ireo manam-pahefana maro isan-karazany teto Toliara.

Amin’izao fandraisana anjara izao dia maneho ny fahavononanay izahay handray anjara mavitrika amin’ny fampandrosoana ny faritra sy ny firenena, ao anatin’ny fanajana, fiaraha-miasa ary andraikitra.

Manamafy izahay fa ny fiarahamonina Silamo eto Toliara dia vonona hatrany handray anjara amin’ny asa sosialy, fanabeazana ary asa maha-olona ho an’ny tombontsoan’ny rehetra, tsy misy fanavakavahana.

Mankasitraka ireo tompon’andraikitra izahay ary vonona hatrany hiara-hiasa amin’ny hetsika rehetra ho an’ny fampandrosoana sy ny soa iombonana.

Allah anie hitahy an’i Toliara sy i Madagasikara.

Fitambaran’ny Mpino Silamo eto Toliara

05/04/2026

PARTIE 2
#2026

04/04/2026

Aorian’ny Aïd al-Fitr 2026 izao no tena manomboka ny fanamby: ny faharetana amin’ny fanaovana ny tsara.
Hoy ny Mpaminany ﷺ: “Ny asa tian’i Allah indrindra dia ireo atao tsy tapaka, na dia kely aza.”
Aoka isika hanohy hivoatra, miaraka amin’ny fifehezana sy ny fahatsarana amin’ny asa. Maneho izao lahatsary izao ny Fitambaran'ny Mpino Silamo eto Toliara

Partie 01 #2026

Assalamou anlaikoum wa rahamatoullah wa barakatouh ! Programme eid tsika in shaa Allah :🏞️Toera : Kianja Maitre Kira, An...
19/03/2026

Assalamou anlaikoum wa rahamatoullah wa barakatouh !

Programme eid tsika in shaa Allah :

🏞️Toera : Kianja Maitre Kira, Andaboly
🕖Fotoan’ny Salat : 7 ora maray na 07h

Ka manentana antsika in shaa Allah mba hoavy aloha, hahatratsy soa ny salât ary haharitry hihaino ny khoutba hatramin’ny farany in shaa Allah.

Barak’Allah fikoum wa Djazakoumoullah khairan !

Alhamdoulillah, tontosa soa aman-tsara ny Dawrat izay notaotsika nandroany tany amin’ny Masjid Palestine Maninday izay n...
07/02/2026

Alhamdoulillah, tontosa soa aman-tsara ny Dawrat izay notaotsika nandroany tany amin’ny Masjid Palestine Maninday izay niarahana tamin’ny :

🎙️Oustaz D’acquin أبو ريان يونس .
Isaorana izy nanokana fotoany hoan’ny tanora mpino Silamo ao amin’ny Université Maninday nizara fahalalàna amin’ny fitsenàna ny volana Ramadan.

Allah anie hamaly soa azy ary handray ny asa soa izay vitany.

In shaa Allah fotoatsika manaraky hamaray Amin’ny 09 maraina ao amin’ny Masjid Al Yamane Betania.

Barak’Allah fikoum wa Djazakoumoullah khairan !!

Address

Bazar Du Capricorne, Ankilisoafilira, 2eme étage
Tulear
601

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitambaran’ny Mpino Silamo eto Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share