Rhema des Ambassadeurs du Christ Toliara

Rhema des Ambassadeurs du Christ Toliara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rhema des Ambassadeurs du Christ Toliara, Church, Rue maninday en face bar kalamanga, Tulear.

10/12/2025

Asa n'y Apostoly 2:17
⚡ "Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, No handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra;..." ⚡

Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra mandrakizay.

👉 Andao hiara hanandratra an'Andriamanitra, amin'ity hira fiderana Azy ity indray ary oo! 👈

JESOSY KRISTY NO TOMPO

24/07/2024

🔔📢Fitoriana Filazantsara lehibe

⏰Ny Asabotsy 03 Août sy Alahady 04 Août

Jaona 8:36
Koa raha ny Zanaka no hahafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo.

Tongava maro rolahy eeee🕜📢

🔔Lioka 2:11,14👑Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anie ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo.👑Voninahitra any amin'ny av...
25/12/2023

🔔Lioka 2:11,14

👑Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anie ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo.

👑Voninahitra any amin'ny avo Indrindra ho an'Andriamanitra! Ary fiadanana ho etỳ ambonin'ny tany amin'ny olona ankasitrahany.

✨🌲Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra✨🌲

Lioka 1:42dia niantso tamin'ny feo mahery hoe izy: Voatahy samy vehivavy ianao, ary voatahy ny hateraky ny kibonao.Miara...
04/06/2023

Lioka 1:42
dia niantso tamin'ny feo mahery hoe izy: Voatahy samy vehivavy ianao, ary voatahy ny hateraky ny kibonao.

Miarahaba ny reny rehetra am izao andro fakalazana ny fetin'ny reny izao, indrindra fa ny Reny foibe ny zao fiangonana ambassadeurs du Christ izao
Samy tahin'Andriamanitra dia manaova fety sambatra❣️🙏

Efesiana 3:20Ary ho an'izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra, eny, mihoatra lavitra noho izay rehetra angata...
03/06/2023

Efesiana 3:20
Ary ho an'izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra, eny, mihoatra lavitra noho izay rehetra angatahintsika na heverintsika aza, araka ny hery izay miasa ato amintsika.

Seminera fankalazana faha 10 taona ny fiangonana Rhema des ambassadeurs du Christ Toliara

⭐Isaia 40:31⭐👉 Fa izay miandry an' i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery:Hihazakaza...
29/01/2023

⭐Isaia 40:31⭐
👉 Fa izay miandry an' i Jehovah dia mandroso hery kosa; Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery:
Hihazakazaka izy, nefa tsy ho
sasatra; Handeha izy, nefa tsy ho reraka.

Salamo 119:11⭐Ato am-poko no iraketako ny teninao, Mba tsy hanotako aminao.⭐
23/01/2023

Salamo 119:11
⭐Ato am-poko no iraketako ny teninao, Mba tsy hanotako aminao.⭐

15/08/2021

IALATSINY AMITSIKA REHETRA TOMPOKO FA NOHON'NY ANTONY TSY AZO ANOHARNA IZAY TSY AVY AMITSIKA DIA TSY MISY LIVE IZAY IARAHATSIKA ANDROANY,KA AMIN'NY HERINY ANIO TOY IZAO INDRAY IZANY DIA HIVERINA AMIN'NY TEO ALOHA

MAHEREZA FA TIA ANAO JESOSY !!!!

Address

Rue Maninday En Face Bar Kalamanga
Tulear

Telephone

+261349906194

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rhema des Ambassadeurs du Christ Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category