Tata ofisialy future Député Bekily

Tata ofisialy future Député Bekily 🇲🇬GEN TATA💃💃 MADAGASCAR🇲🇬 BOJO BOJO 🍹🍹

Hafaliana ny an'i Marc Tatandraza , nihaona sy nifandray tanana tamin'ny Filoha Michaël Randrianirina 🥰😍vidéo : ORIGINAL...
22/08/2026

Hafaliana ny an'i Marc Tatandraza , nihaona sy nifandray tanana tamin'ny Filoha Michaël Randrianirina 🥰😍

vidéo : ORIGINAL ://www.facebook.com/share/v/19MZDh7chG/ FÉLICITATIONS MARC TATANDRAZA RECORD. Araka ny VAOVAO mari-pototra voaray dia ho tendrena ho LEHIBEN'NY FOKONTANY ao amin'ny Distrikan’ny BEKILY ANDROY i MARC TATANDRAZA. FÉLICITATIONS Arahabaina fa nahazo PLACE ihany ny LEHILAHY tamin'ny ora farany. Merci beaucoup PRRM FILOHAN'NY FANAVAOZANA COLONEL MICHAEL RANDRIANIRINA. Efa hatra tamin'ny andron'i RAJOELINA i MARC TATANDRAZA no nangataka PLACE fa tsy nahazo mihintsy, fa amin'izao fitondrana FANAVAOZANA izao kosa izy vao nahazo. Félicitations MARC TATANDRAZA mahavita be amin'ny asa Masina.

22/08/2026
21/08/2026

Afaka minitra vitsy aorian'izao dia halefanay eto amin'ny PEJY FACEBOOK MARC TATANDRAZA ny video FIFANDRAISAN-TANANA teo amin'ny FILOHAN'NY FANAVAOZANA COLONEL MICHAEL RANDRIANIRINA sy MARC TATANDRAZA LEHIBEN'NY BANDEAU tao AMBOVOMBE

Nifandray "TANANA" i PRRM Filohan'ny FANAVAOZANA COLONEL MICHAEL RANDRIANIRINA sy  MARC TATANDRAZA LEHIBEN'NY BANDEAU RO...
20/08/2026

Nifandray "TANANA" i PRRM Filohan'ny FANAVAOZANA COLONEL MICHAEL RANDRIANIRINA sy MARC TATANDRAZA LEHIBEN'NY BANDEAU ROUGE tao AMBOVOMBE. Halefanay ao amin'ny PEJY FACEBOOK MARC TATANDRAZA ny video rehefa afaka ora vitsivitsy.Hahazo PLACE amizay aho hoy MARC TATANDRAZA. Tsy ho ela dia hahazo SIPA BOJO daholo ianareo

Address

Antaravay Salimo Toliara
Tulear
601

Telephone

+261386912360

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tata ofisialy future Député Bekily posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Tata ofisialy future Député Bekily:

Shortcuts

Share