Faly midera

Faly midera Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Faly midera, Church of Christ, Ambohitsoa, Tsiroanomandidy.

Andao isika iazakazaka anatratra ilay tanjona dia ny lanitra,satry fandalovana ny eto antany,
14/08/2025

Andao isika iazakazaka anatratra ilay tanjona dia ny lanitra,satry fandalovana ny eto antany,

12/08/2025

Andriamanitra oh,omeo anay anio ny torimaso mamy ary arovy andry afo izahay,AMEN🙏🙏🤧

11/08/2025

Izay rehetra ilainao dia ao 'i jesosy
irery iany

Mety tsy izay noeritreretinao no miseo androany Fa tadidio fa Andriamanitra efa nanomana miotra lavitra nonizay efa nofi...
09/08/2025

Mety tsy izay noeritreretinao no miseo androany
Fa tadidio fa Andriamanitra efa nanomana
miotra lavitra nonizay efa nofisinao
☝️☝️💝🤫

09/08/2025

Mety tsy izay eritreretinao no miseo androany fa tadidio fa Andriamanitra efa manomana miotra lavitra nony izay efa nofisinao
fa mila miandry kely fotsiny enao

08/08/2025

Mandalo izao fiainana izao sy ny filany
fa izay manao ny sitrampon'Andriamanitra no maharitra mandrakizay

Address

Ambohitsoa
Tsiroanomandidy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faly midera posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share