FARÈL

FARÈL Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FARÈL, Religious organisation, Tanambao 5, Toamasina.

I'm a Son of General🫡

​"Je suis ici pour t'encourager et te témoigner la bonté du Seigneur,
Je suis ici également pour te servir."

✅️Whatsapp: 038 98 586 60
✅️Contacte: 038 98 686 60
✅️Email: [email protected]

✨️BIENVENUE DANS MA PAGE✨️

😂Niantso aho dia nanontany azy hoe : "Ahoana lesy ilay programme amin’ny alimbavaka io?"Dia hoy izy: "diso numéro enao r...
03/09/2026

😂Niantso aho dia nanontany azy hoe : "Ahoana lesy ilay programme amin’ny alimbavaka io?"

Dia hoy izy: "diso numéro enao ra zoky aaa!"😌

Dia nangatahako izy hoe: "Omeo ana ary ilay numéro teny izy azafady ra zoky!"🥴

Dia niteny tamin'ny fiteny tsy fantatra amizay izy (fa otrany tsy fiteny avy amin’ny Fanahy Masina fahenoiko an’ilay fiteny ann) no sady nitanisa verbe bedabe izay ko izy😂

TSY AZOKO MINTSY!?
INONA NY ANTONY?😂

02/09/2026

La pauvreté se fabrique au lit 😂
Va bo**er mon frère!😂

Ny fiainana dia tahaka ny ampoule 💡 !Tsy afaka ny hirehitra io raha tsy mihaona ny (+) sy (-)!Ho anao izay mandalo amin'...
31/08/2026

Ny fiainana dia tahaka ny ampoule 💡 !

Tsy afaka ny hirehitra io raha tsy mihaona ny (+) sy (-)!

Ho anao izay mandalo amin'izao toe-javatra izao:
• Izay milaza fa; nandeha nilamina sy nirindra tsara daholo ny zavatra rehetra, fa tampoka teo tsy hay naninona dia nirodana daholo ny zavatra rehetra...
Te hilaza aminao aho hoe, efa an-dalana hankany amin’ny famirapiratana ny fiainanao... satria efa nihaona ihany ilay (+) sy (-)...

MITRAKÀ INDRAY DIA MANDROSOA ANKEHITRINY HANKANY AMIN’ILAY FAHAZAVANA!

_____________________________________________
La vie est comme une ampoule 💡 !

​Elle ne peut s'allumer que lorsque le (+) et le (-) se rencontrent !

​Pour toi qui traverses cette situation :
• Toi qui te dis : tout allait bien, tout se déroulait calmement et en ordre, mais soudain, sans raison apparente, tout s'est effondré...
Je tiens à te dire que ta vie est en chemin vers l'éclat... car le (+) et le (-) se sont enfin rencontrés...

​RELÈVE LA TÊTE ET AVANCE MAINTENANT VERS CETTE LUMIÈRE !

✨️

30/08/2026

Tu n'es pas une erreur,🙌

Tu es un plan de Dieu en mouvement✨️

❤️

27/08/2026

Tsy te andeha ampiangonana intsony hono izy satria betsaka zao ny HYPOCRITE any ampiangonana!😌

Olona ve sa Andriamanitra ny hankanesanao any ampiangonana!?🥱

Zarao mba ho hitany hafa🤝

26/08/2026

Efa ho lasa adala hono za amin’ny ty Jesosy ty!😂
Tsheeee! Raha mba fantatrao mantsy🤣🤣

☝️Andriamanitra irery ihany no spécialiste an’izany hoe: "Maka olona avy anaty ala ka mitondra azy eo amin'ny latabatry ...
25/08/2026

☝️Andriamanitra irery ihany no spécialiste an’izany hoe: "Maka olona avy anaty ala ka mitondra azy eo amin'ny latabatry ny Mpanjaka"

🤷🏻‍♂️Jereo Davida, avy taiza izy no nalainy dia natao taiza?

👌Ny fijerin'Andriamanitra tsy mitovy amin’ny fijerin’olom-belona...
👉🏼Na dia mbola hita fa hoe otrany tsy afaka enao androany.
👉🏼Na dia mbola hita fa hoe miady mafy amin'ny fiainanao enao androany.
👉🏼Na dia mbola tsy hainao mazava tsara hoe ho aiza marina mo za ty.

😉Tsarovy fa Andriamanitra rehefa mahita anao dia "MPANEFOEFO, SY OLONA GOAVANA" no hitany!!!😉

🙌Te ampahery anao aho androany hoe: "Mifikira hatramin'ny farany, fa misy seza fiandrianana ho anao ao ambadika ao.🤝"

🔥🔥MANDRESY TSARA ISIKA🔥🔥

25/08/2026

Voninahitra makany amin’ny Voninahitra ny fiainako🤝
Lazao an’izany ny tenanao🫵

23/08/2026

MAHAFINARITRA MINTSY ILAY HOE; "RERAKA ENAO NOHO NY FANOMPOANA AN’ANDRIAMANITRA!"

Address

Tanambao 5
Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FARÈL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share