Kongresy MIFEM - Vehivavy FME 2026

Kongresy MIFEM - Vehivavy FME 2026 ​⚛️​​​ Page officielle: 𝐊𝐎𝐍𝐆𝐑𝐄𝐒𝐘 𝐕𝐄𝐇𝐈𝐕𝐀𝐕𝐘 – 𝐅𝐌𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟔.

Ho an'ny vehivavy Advantista, maniry hanaraka vaovao sy sary, ho fiatrehana ny Kongresy lehibe izay hatao eto Toamasina.

🟣​ «Vehivavin'ny Finoana, Fahazavan'izao tontolo izao».

05/02/2026

💟 Hafatra fanentanana ho antsika, avy amin'ny Talen'ny 𝐃é𝐩𝐚𝐫𝐭𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭𝐚 miadidy 𝐧𝐲 𝐕𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 eto amin'ny Federasiona Madagasikara Atsinana (𝐅𝐌𝐄).

👒 Mme Pst. 𝐑𝐀𝐍𝐀𝐈𝐕𝐎𝐒𝐎𝐍 𝐌𝐚𝐦𝐲 𝐎𝐧𝐣𝐚𝐧𝐢𝐫𝐢𝐧𝐚.

🟪 𝐕𝐀𝐇𝐈𝐍𝐘 nasaina:

- Mme 𝐓𝐀𝐓𝐀𝐌𝐎 𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 𝐑𝐚𝐬𝐨𝐥𝐨𝐧𝐢𝐫𝐢𝐧𝐚, Talen'ny Departementa miadidy ny Vehivavy eto amin'ny UNION (𝐈𝐎𝐔𝐂).

- Mme 𝐇𝐄𝐑𝐈𝐍𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐚𝐫𝐠𝐞𝐫𝐢𝐞, Talen'ny Departementa miadidy ny Vehivavy eto anivon'ny DIVISION (𝐒𝐈𝐃).

⚠️ Efa lasa any amin'ny Distrika tsirairay avy ny Fiche d' Inscription.

🗓️ FÉVRIER - AVRIL: Fisoratana anarana.
Fenoina isam-piangonana, angonina isakin'ny Distrika.

03/02/2026

🟪𝐅𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚:

Volana 𝐅𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 ka hatramin'ny faran'ny volana 𝐀𝐩𝐫𝐢𝐥𝐲.

👉Zarao

Salama daholo, Ampiomanina dieny izao isika sampana Mifem rehetra eto amin'ny Fédérasiona Atsinanana ka hamonjy kongresy...
31/01/2026

Salama daholo, Ampiomanina dieny izao isika sampana Mifem rehetra eto amin'ny Fédérasiona Atsinanana ka hamonjy kongresy fa toy izao ny fanamiana mila homanina

✅VEHIVAVY: Atiny robe droite volomparasy ambany lohalika + veste fotsy lava tanana + raozy (Violet).

✅TOVOVAVY: Robe fotsy lava mivelatra + raozy(Violet).

👉Zarao

🔥𝐊𝐎𝐍𝐆𝐑𝐄𝐒𝐘 𝐌𝐈𝐅𝐄𝐌 - 𝐅𝐌𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟔 🔥☸️ 𝐓𝐇È𝐌𝐄 (Lohahevitra):« Vehivavin'ny Finoana, Fahazavan'izao tontolo Izao »☸️𝐌𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐓𝐑𝐀 ao a...
29/01/2026

🔥𝐊𝐎𝐍𝐆𝐑𝐄𝐒𝐘 𝐌𝐈𝐅𝐄𝐌 - 𝐅𝐌𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟔 🔥

☸️ 𝐓𝐇È𝐌𝐄 (Lohahevitra):

« Vehivavin'ny Finoana, Fahazavan'izao tontolo Izao »

☸️𝐌𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐓𝐑𝐀 ao amin'ny:

« Hianareo no fahazavan'izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra ». 𝘔𝘢𝘵. 5:14.

☸️ 𝐓𝐀𝐍𝐉𝐎𝐍𝐀 (Objectif):

1) Hampitombo ny ara- panahy sy ny ara-pahalàlana: Hisy formation izay tena mahaliana sy ilaintsika.

2) Fitoriana ny filazantsara miaraka: Hisy conférence lehibe hiarahantsika rehetra.

3) Fahasalamana ara- batana sy ara- fahombiazana- po: Misy fanatanjahan-tena hiarahana karakarain'ny commission.

4) Fialam-boly sy firahalahiana: Hisy ny fitsangatsanaga iarahana amin'ny toerana nomanina manokana.

☸️ 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐈𝐙𝐀?

Ho an'ny vehivavy rehetra ato amin'ny faritra Manerana ny Federasiona Madagascar Atsianana (FME).

☸️ 𝐓𝐎𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀:
Ho tanterahina eto Toamasina renivohitra.

𝐀𝐫𝐚𝐡𝐨 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐭𝐲 𝐏𝐞𝐣𝐲 𝐢𝐭𝐲, 𝐟𝐚 𝐡𝐚𝐯𝐨𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐡𝐨𝐞𝐥𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐢𝐧𝐢𝐧𝐝𝐢𝐧𝐢𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐤𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 ( #𝐈𝐧𝐬𝐜𝐫𝐢𝐩𝐭𝐢𝐨𝐧) 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚.

🟪 Miomana dieny izao, fa hoavy ity ny natokana ho antsika vehivavy rehetra eto amin’ny FME!

28/01/2026

Invité-o daholo ny amis hi suivre ny pejy,ao amin'ny commentaire fanaovana azy🙏

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kongresy MIFEM - Vehivavy FME 2026 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share