03/07/2026
OPÉRATION CAKE
Operation CAKE dia fotoana iray hanehoantsika ny firaisankina sy ny fitiavana ny tranon'Andriamanitra. Amin'ny fividianana billet 6.000 Ariary dia mandray anjara mivantana amin'ny fanarenana ny Mosquée Tsararivotra isika. Andao hiara-hanao asa soa, satria ny fanampiana kely ataontsika anio dia lasa soa mitohy rahampitso.
Infos: 034 50 155 19
WhatsApp : 032 25 844 47