Mouvement Laudato si' Toamasina Madagascar

Mouvement Laudato si' Toamasina Madagascar "Maintenir ensemble la maison commune "

26/09/2025

🇲🇬Aoka re tompooko ,Takio ampahendrena ny zo nao tsy ampanimba ny fananany iombonana sy ny hafa...

NB: Ho famaliana sahady ireo mety tsikera, momba izao toe-Javatra miseho eto amin'ny firenena izao 🇲🇬🇲🇬

➖ Ny maha-relijiozy,na maha-kristianina katolika dia tsy manavaka azy ho very zo, tsy mahasakana azy hiray hina amin’ireo Malagasy iray rà aminy. Olom-pirenena foana izy ka manan-jo hiteny sy manan-jo tanteraka. Aoka avela izy hitondra ny feon’ireo madinika izay iraisan’i Kristy taminy. Fa rehefa mangina ianao Kristianina, dia tsarovy fa mangina amin’ny feon’ny marina sy ny voahitsakitsaka ianao.

➖ Marary an’i Kristy ireo vahoaka madinika mijaly ireo, satria izay maharary azy ireny dia maharary an’i Kristy ilay arahintsika. Izy ireny no zanany, taranany ary tanorany. Tsy misy afaka manilika azy ireo satria ao am-pony mihitsy no misy azy.

➖ Koa amin’izany, maha-Kristianina antsika dia sahy mijoro ho endrik’i Kristy eo amin’izao tontolo izao isika. Sahy mijoro amin’i Kristy, Ilay Fahamarinana, ary sahia miaro ireo madinika arovan’i Kristy sy tiany mafy. Tsarovy hatrany: izay ataonao amin’ireo madinika tsy sahy miteny sy mangina eo anatrehan’ny herisetra, dia ho an’i Kristy mihitsy hanaovanao izany. i Jesoa tenany mihitsy no nanambara izany !

✝️ “Sahia ho tena Kristianina marina, endrik’i Kristy eo amin’izao tontolo izao!”

🇲🇬 “Kristianina tsy misaraka amin’ny maha-Malagasy: iray fo, iray saina, tsy manao vaina-drahalahy tsy maharary.”

🌟 “Ny finoana ao am-po dia hery, ny maha-olom-pirenena dia adidy. Aoka hitambatra izy roa ireo, ho fiarovana ny madinika.”

🤝 “Kristianina marina dia mijoro amin’ny fahamarinana sy amin’ny firaisankina: miaraka amin’i Kristy, miaraka amin’ny Malagasy rehetra.”
Mouvement Laudato si' Toamasina Madagascar "Mpiaro ny tranobe iombonana ka anisany izany ity firenentsika 🇲🇬 iray fo iray saina tanteraka 🇲🇬"

04/09/2025

Fanazavana ny mombany ny andron 'ny fahariana izay anakalazaina ny 01septembre-04 octobre 🥰
Andao ary ankalaza izany miaraka aminay e
Mouvement Laudato Si - Madagascar
Mouvement Laudato si' Toamasina Madagascar
Association Laudato Si' Tolagnaro
Movimento Laudato Si'
Mouvement Laudato Si'
Laudato Si Cameroun
Laudato Si, St. Paul's Major Seminary
si louer sois tu seigneur #

Andao eee
28/08/2025

Andao eee

🌅🌱LOHATAONAN'NY FAHARIANA 2025🌅🌍
🌬️🌾🍄🍁🌻🌼🏵️🌿🌱🌴🍀☘️🍃🌄🏝️🌊🌀🌪️
Handeha hahatsiahy fa tsara loatra izao Voahary noharian'Andriamanitra ho antsika izao ...

🌸Ndao hiara-hankalaza ny Fotoanan'ny FAHARIANA miaraka aminay 🌺 ato amin'ny
Laudato Si Madagasikara

Hisy fotoam-bavaka miaraka amin'ny mpino manerantana sy hetsika maro hafa koa ho antsika eto Madagasikara mbà ho fanamarihana izany ...

Atomboka ny Alatsinainy 1 Septambra ho avy izao Izany ary ho faranana ny 4 Oktobra 2025
🌐Tsidiho ny pejy tranonkala :
https://seasonofcreation.org/fr/


̧ois

Paix et Joie Mouvement Laudato Si'   Toamasina Madagascar Laudato si'" est une encyclique du pape François publiée en ma...
17/08/2025

Paix et Joie

Mouvement Laudato Si' Toamasina Madagascar

Laudato si'" est une encyclique du pape François publiée en mai 2015, qui se concentre sur la protection de l'environnement et de toutes les personnes, ainsi que sur les relations entre Dieu, les humains et la Terre.
Notre but:c'est de sauvegarder ensemble la maison commune

Hafaliana sy fiadanana

Mouvement Laudato Si' Toamasina Madagascar

Laudato si"'dia encyclika nosoratany papa françois nivoka tamin'ny volana mai 2015, izay mifantonka tanateraka amin'ny fiarovana tontolo iainana sy ireo olona rehetra ao anatiny,ary indrindra ny fifandraisana Andriamanitra sy ny olombelona ary ny tany
Ny tanjonay :dia hiaraka hiaro ny tranobe iombonana

Tranobe iombonana:dia ny vatan-tsika ,ny eglizy ary ny tontolo iainana
ity ny page ny Mouvement Laudato si' Toamasina Madagascar ka mangataka antsika rehetra abonné ny page
" Andao ary isika rehetra hiaraka hiaro ity tranobe iombonantsika ity ee"

Ny teny filamatra anay dia hoe: "Hoderaina anie ianao " Ef:4,1

Notre slogan: "louer sois tu seigneur"

Allons tous le louer en maintenance de notre maison commune.

Address

Toamasina 501
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mouvement Laudato si' Toamasina Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share