Cfc Jehovah Jire

Cfc Jehovah Jire Tongasoa eto ofisialy CFC Jéhovah jire

20/11/2022

Alahady misôma miaraka @ Jesosy Kristy .
Ato amin'ny CFC Jéhovah Jire

14/11/2022

Fetin'ny voninahitra ato amin'ny CFC Jéhovah Jire ny 13 Novembre 2022

03/10/2022

Mila olona midera Azy Andriamanitra

04/09/2022

Faha 30 taona ny fiangonana CfC eto Madagascar

17/07/2022

Fitiana fihaonan'ny CFC faritra antsinanana ato @ fiangonana CfC Jéhovah jire Tasarahonenana.
Le 8-9-10 Juillet 2022

11/06/2022
09/05/2022

Ny hafatrin'ny Pasika ...
Mitondra inona ho anao ny pasika??
Inona no mahazava-dehibe ny Pasika?

02/03/2022

CFC Tasarahonenana misôma

Afaka tamin'ny faudra izahay ireto.Izay Mino sy atao batisa no ho vonjena ....Ny Fiangonana CFC Toamasina I dia nakalaza...
10/11/2020

Afaka tamin'ny faudra izahay ireto.
Izay Mino sy atao batisa no ho vonjena ....
Ny Fiangonana CFC Toamasina I dia nakalaza fête de mort t@ alalan'ny fandevenana ny toetra ratsy sy ny fiaina-ndratsy mba hiova fiainana vaovao dia amin'ny alalan'ny batisa izany sabotsy 7 Novembre 2020 .

29/03/2020

Izay marina tsy azo lavina mihisiny...

19/02/2020

Aza miandry ampintso ré Sao hanenina ! Androany manatona An'ny Mpamojy izao....

18/02/2020

Mila vavaka avy amisik ny Mpino Cfc Jehovah Jire fa havaojina sad alehibiazina ny Fiangonana izay iantsoana an'Andriamanitra.

Address

Tsarahonenana Toamasina
Toamasina

Telephone

+261325648733

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cfc Jehovah Jire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share