Fjkm Kristy Fehizoro

Fjkm Kristy Fehizoro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fjkm Kristy Fehizoro, Christian church, Tanambao V, Toamasina.

16/11/2025
FAHA 25 TAONAN' NY FIANGONANA  FJKM KRISTY FEHIZORO TOAMASINA  SP 31 ANKALAZAINA AMIN'ITY TAONA ITY IZANY MAMPIOMANA ANT...
13/02/2025

FAHA 25 TAONAN' NY FIANGONANA FJKM KRISTY FEHIZORO TOAMASINA SP 31 ANKALAZAINA AMIN'ITY TAONA ITY IZANY

MAMPIOMANA ANTSIKA SAKAIZA MAHATOKY REHETRA IANAREO NANDALO SY NANOVO NY FAHASOAVAN 'ANDRIAMANITRA TETO ANIVON' NY FIANGONANTSIKA FA ANKALAZA NY TOMPO ISIKA AMIN'IZANY ANDRO LEHIBE IZANY

HOFENO FITAHIANA

30/12/2024

MISAOTRA NY MPANORATRA🟥 FAHAIZA_MIAINA REHEFA AO AM_PIANGONANA🟥
➡️Fadio re ny manome biscuits,bonbon ankizy satria rehefa mivavaka izany mila mifantoka ka tonga dia vokiso miala avy any antrano ny ankizy...
➡️Ny fitafy tompoko jupe fohy kely , pantalon manaran_tena dia mamaritra mihitsy ny silipo aza hoentina any am_piangonana fa ataovy zay fitafy mendrika hoentina any am_piangonana no anaovana
➡️Ny finday tompoko ataovy "mode silencieux" na vonoy mba ho fanajana ny hafa ...
➡️Aza mivoka miditra ary mandingana olona lava satria maro ny olona tsy tia kotabaina rehefa any am_piangonana...
➡️Rehefa hitanao fa mivavaka ilay olona eo akaikinao ka te hivoka tampoka ianao dia miandrasa Kely mandra_pahavitany ny vavaka fa tsy mbola hisisika handeha ihany ianao...
➡️Bedeso ny zaza rehefa mipelipelika mandede erakiny fiangonana fa tsy avela fotsiny...
🛑Eto isika mifampianatra amin'ny tsara ka ra toa ka mbola misy fahalakam_pomba tsy voalazako Dia ataovy eo amin'ny commentaires ary e 😊🛑

29/12/2024

Address

Tanambao V
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fjkm Kristy Fehizoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share