Chosen Generation MG

Chosen Generation MG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chosen Generation MG, Religious Center, Toamasina.

Anio raha hihaino ny feony ianao ary aza manamafy ny fonao β™₯️
Taranaka voafidy ianao! 😁 Olona nalain'i Jehovah hoan'ny tenany ianao! πŸ˜‡
Derao amin'ny fo madio ilay Nahary anao. πŸ™ŒπŸ”₯
TIA ANAO JESOSY 🫢β™₯️

Ankafizo ampifaliana ny hira atolotray hoanareo!

IANAO MISY OLANA, ARETINA TSY METY AFAKA IO, hainao ve πŸ€”? πŸ‘‰ Ny zavatra rehetra dia hain'ny mino. ✨Fa ny finoana dia faha...
27/09/2024

IANAO MISY OLANA, ARETINA TSY METY AFAKA IO, hainao ve πŸ€”? πŸ‘‰ Ny zavatra rehetra dia hain'ny mino. ✨
Fa ny finoana dia fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita βœ¨πŸ™Œ Ary raha tsy amin'ny finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka aminy; fa izay manatona an'Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy sady Mpamaly soa izay mazoto mitady Azy. πŸ₯° INONA NO MANAKANA ANAO TSY HINO AZY? πŸ€”

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chosen Generation MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share