02/04/2024
Fahazavana Andriamanitra !
Miavaka Izy satria mazava, mitafy ny mazava, ary tsy misy maizina velively ao Aminy.
Mba hahatonga ny olona handray ka hiaina sy hanaiky ary hanana izany fahazavana izany dia maniraka ny mpanompony Andriamanitra hanaparitaka izany.
==>Meteza hiaina ny mazava amin'ny sehatra rehetra misy anao!
Amen!