Ny hery avo indrindra

Ny hery avo indrindra 🔔 Ny Hery Avo Indrindra
Assemblée chrétienne locale – Tamatave
📖 Prêchant la Parole pure pour une vie transformée
🔥 Foi. Puissance.

Enlèvement.
🙏 Venez expérimenter la présence de Dieu.

21/08/2026

🚨 Part II : Jesosy sy Melkizedeka🚨

Inona marina no tena mampiavaka an'i Melkizedeka sy Jesosy ?

'Dia hoy koa Izy: Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia Andriamanitr'i Abrahama sy Andriamanitr'Isaka ary Andriamanitr'i Jakoba. Dia nisaron-tava Mosesy, fa natahotra hijery an'Andriamanitra izy. Ary hoy Jehovah: Efa hitako tokoa ny fahorian'ny oloko izay any Egypta, ary efa reko ny fitarainany noho ny ataon'ny mpampiasa azy; eny, fantatro ny alahelony; Ary hoy Mosesy tamin'Andriamanitra: Indro, rehefa tonga any amin'ny Zanak'Isiraely aho ka manao aminy hoe: Andriamanitry ny razanareo no efa naniraka ahy ho atỳ aminareo, ary hanao amiko hoe kosa izy: Iza moa no anarany? dia ahoana no havaliko azy? Ary hoy Andriamanitra tamin'i Mosesy: IZAHO, IZAY IZY HATRIZAY HATRIZAY KA HO MANDRAKIZAY. Ary hoy koa Izy: Izao no holazainao amin'ny Zanak'Isiraely: IZAHO IZAY Izy no efa naniraka ahy ho atỳ aminareo. '
Eksodosy 3:6-7,13-14

'Fa io Melkizedeka io, izay mpanjakan'i Salema sy mpisoron'Andriamanitra Avo Indrindra, ilay nitsena an'i Abrahama, rehefa niverina avy nandresy ny mpanjaka maro izy ka nitso-drano azy, sady nomen'i Abrahama ny ampahafolon'ny zavatra rehetra aza (voalohany, raha adika ny anarany, dia Mpanjakan'ny fahamarinana, dia vao Mpanjakan'i Salema koa, izany hoe: Mpanjakan'ny fiadanana; tsy manan-dray, tsy manan-dreny, tsy manana tantaram-pirazanana, tsy manana voalohan'andro na faran'ny fiainana, fa natao tahaka ny Zanak'Andriamanitra),- izy dia mitoetra ho mpisorona mandrakariva. Ary hevero ny halehiben'io lehilahy io -, izay nomen'i Abrahama patriarka ny ampahafolon'izay tsara tamin'ny zavatra nobaboina. Ary izay avy tamin'ny taranak'i Levy ka mandray ny fisoronana no mahazo teny haka ny fahafolon-karena amin'ny olona araka ny lalàna, dia amin'ny rahalahiny izany, na dia teraky ny kibon'i Abrahama aza ireny; nefa izay tsy isan'ny firazanan'ireo akory no nandray ny fahafolon-karena tamin'i Abrahama sy nitso-drano ilay nanana ny teny fikasana. Ary tsy azo lavina akory anefa fa ny kely no mahazo tso-drano amin'ny lehibe noho ny tenany. Ary etỳ dia izay olona mety maty no mandray ny fahafolon-karena, fa any kosa dia izay nambara fa velona. Ary toa azo lazaina fa Levy aza, izay mandray ny fahafolon-karena, dia mba nandoa ny fahafolon-karena koa tao anatin'i Abrahama, satria mbola tao an-kibon-drainy ihany izy tamin'ny nitsenan'i Melkizedeka an'i Abrahama. '
Hebreo 7:1-10

20/08/2026

10/08/2026

Convention Madagascar
Tsy misy ahasakana antsika tsy handray ny voninahitra Melkizedeka 🔥🔥

28/07/2026

🔥🔥🔥

23/07/2026

Fantaro ny hafatra, ny vanim-potoana

Ny adoption antsika dia tsy mifotra amin'ny anjely, fa amin'ny teny (parole). Ireo anjely dia voahiraka mba hametraka an...
22/07/2026

Ny adoption antsika dia tsy mifotra amin'ny anjely, fa amin'ny teny (parole).

Ireo anjely dia voahiraka mba hametraka antsika ao amin'ny tenin'Andriamanitra. Rehefa tonga eo amin'ny tenin'Andriamanitra ianareo, Jesosy mitoetra ao aminao — Vita izany ny asan'ny anjely.

Izay no antony tsy ahatratrana an'io adoption io raha tsy manantona ilay anjely mihazona ilay boky kely mivelatra.

Le ministère de l'Enfant-Mâle dans le jour de vengeance 🔥

16/07/2026

Tsy sangisangy ity !!! Aoka matotra ianao, ny fiainanao dia miankina amin'izany. Ny mandrakizainao dia miankina amin'izany.

Address

Ambolomadinika Toamasina
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny hery avo indrindra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share