Église Rhema Feon'ny Andro Farany

Église Rhema Feon'ny Andro Farany Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Église Rhema Feon'ny Andro Farany, Church of Christ, Toamasina.

🔥🔥VEHIVAVY MAHERIN'I JEHOVAH🔥🔥         MAMAN PROPHÈTESSE
22/06/2025

🔥🔥VEHIVAVY MAHERIN'I JEHOVAH🔥🔥
MAMAN PROPHÈTESSE

ALAHADY 22 JONA 2025THÈME🛑MISY FARANY NY ZANAK'OLOMBELONA🛑NITONDRA HAFATRA 🛑 PROPHÈTESSE TITIS🛑Salamo 90:10Fito-polo tao...
22/06/2025

ALAHADY 22 JONA 2025
THÈME🛑MISY FARANY NY ZANAK'OLOMBELONA🛑

NITONDRA HAFATRA 🛑 PROPHÈTESSE TITIS🛑
Salamo 90:10
Fito-polo taona no andron'ny taonanay Ary raha tàhiny mateza aza, dia valo-polo taona, Nefa fahasasarana sy zava-poana ny voninahiny, Fa mihelina faingana izany, ka lasa manidina izahay.
TOERANA 🛑 ANDAMOSIN'NY STATION SHELL AMBOHIJAFY 🛑

AZA ADINO FOTOANA GOAVANA ARIVA 15H

29 MAY 2025ALIM-BAVAKATOERANA🛑ANDAMOSIN'NY STATION SHELL AMBOHIJAFY🛑
29/05/2025

29 MAY 2025
ALIM-BAVAKA
TOERANA🛑ANDAMOSIN'NY STATION SHELL AMBOHIJAFY🛑

VELONA JESOSY🔥🙏🏼MBOLA MANASITRANA JESOSY🔥🔥
28/05/2025

VELONA JESOSY🔥🙏🏼
MBOLA MANASITRANA JESOSY🔥🔥

FITORIANA FILAZANTSARA MIARAKA  DANIEL
28/05/2025

FITORIANA FILAZANTSARA MIARAKA DANIEL

ALAROBIA 28 MAY 2025FITORIANA FILAZANTSARA ATY ANTSIRANAM-PASIKA VONINAHITRA HO AN'I JESOSY IRERY IANY🙏🏼🙏🏼
28/05/2025

ALAROBIA 28 MAY 2025
FITORIANA FILAZANTSARA ATY ANTSIRANAM-PASIKA
VONINAHITRA HO AN'I JESOSY IRERY IANY🙏🏼🙏🏼

ALAHADY 25 MAY 2025TITRE :NY FANASANA LEHIBE Jaona 6:51[51]Izaho no m**o velona izay nidina avy tany an-danitra; raha mi...
28/05/2025

ALAHADY 25 MAY 2025
TITRE :NY FANASANA LEHIBE
Jaona 6:51
[51]Izaho no m**o velona izay nidina avy tany an-danitra; raha misy mihinana ity m**o ity, dia ho velona mandrakizay izy; ary ny m**o izay homeko dia ny nofoko ho fiainan'izao tontolo izao.
NITONDRA HAFATRA 🛑APOSTOLY DANIEL MARCELIN

23/05/2025
VONINAHITRA HOAN'ANDRIAMANITRA🙏🙏MBA NOMEN'iJESOSY ANTY TOKOTANY ITY ISIKA ANOVANA NY TRANONY ARAKA NY TARI-DALANA 100M/6...
23/05/2025

VONINAHITRA HOAN'ANDRIAMANITRA🙏🙏
MBA NOMEN'iJESOSY ANTY TOKOTANY ITY ISIKA ANOVANA NY TRANONY ARAKA NY TARI-DALANA 100M/60.
HOANAO ZAY VANGIN'I TOMPO AMZANY TE ANDRAY FAHASOAVANA SY NY FANORENANA DIA ANTSOY NY LAHARANA 034 84 240 46..
JEHOVAH HITAHY ANAO🙏🙏
MEGA CHURCH VOICE OF THE LAST DAYS

ALAHADY 18 MAY 2025THÈME🛑NY TENA ZANAK'ANDRIAMANITRA 🛑Romana 8:14[14]Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'A...
18/05/2025

ALAHADY 18 MAY 2025
THÈME🛑NY TENA ZANAK'ANDRIAMANITRA 🛑
Romana 8:14
[14]Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra
NITONDRA HAFATRA: APOSTOLY DANIEL

15/05/2025

TAHIN'I JESOSY DAHOLY🙏🏼
AZA ADINO NY FOTOANAN-TSIKA ISAKA NY TALATA SY LAKAMISY FA MISY VIDEO EN DIRECT FITORIANA FILAZANTSARA HIARAHANA @ APOSTOLY DANIEL MARCELIN

Address

Toamasina

Telephone

+261322910358

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Église Rhema Feon'ny Andro Farany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share