Ny marina marina ihany

Ny marina marina ihany Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny marina marina ihany, Christian church, Toamasina.

📖 ✝️ Ny Marina Marina Ihany
Mizara ny Tenin’Andriamanitra, hafatra feno finoana, fanantenana ary fitiavana.
🙏 Andininy isan’andro
đź“– Fampianarana ara-baiboly
❤️ Fampaherezana sy fanentanana
✝️ Mitondra ny fahazavan’i Kristy ho an’ny rehetra
“Ny Tenin’An

28/07/2026

Mahay fahaagagana Jesosy

💗💚Tongava maro❤️🧡🎉
20/07/2026

💗💚Tongava maro❤️🧡🎉

đź’ĄZay mahasoa Ataon'Andriamanitrađź’Ą
20/07/2026

đź’ĄZay mahasoa Ataon'Andriamanitrađź’Ą

17/07/2026

Raha Mino ianaođź’ťđź’ťđź’ťđź’ťđź’ťđź’ť

07/07/2026

Ny lesona ntsika androany dia hoe : inona no Antony hidirana Ampiangonana

07/07/2026

Fantaro ny marina

07/07/2026

đź’ĄAo ihany ny marina

06/07/2026

Mahay izay tsy hainao Andriamanitra Ray

Inona no Antony tsy inoan'ny olona ny fivavahana kristianina? Ho anao ahoana
06/07/2026

Inona no Antony tsy inoan'ny olona ny fivavahana kristianina? Ho anao ahoana

06/07/2026

📖 TONGA SOA ETO AMIN'NY PEJY "NY MARINA MARINA IHANY" ✝️
"Hamasininao amin'ny fahamarinana izy; ny teninao no fahamarinana." — Jaona 17:17
Tongasoa eto amin'ny pejy natokana hizarana ny Tenin'Andriamanitra, hampaherezana ny fo, ary hitarihana antsika hanakaiky kokoa an'i Jesosy Kristy.
Eto ianao dia hahita: 🙏 Andininy isan'andro
đź“– Fampianarana ara-baiboly
🎙️ Toriteny sy fampaherezana
❤️ Hafatra feno fanantenana sy fitiavana
Raha mino ianao fa ny Tenin'Andriamanitra no fahamarinana, dia: ✅ Araho (Follow) ny pejy 👍 Ataovy J'aime 🔄 Zarao amin'ny namanao mba hahatratra fanahy maro ny Filazantsara.
"Ny Marina Marina Ihany" Ny Tenin'Andriamanitra no Fahamarinana.

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny marina marina ihany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share