Fizarana teny Soratra Masina isanandro

Fizarana teny Soratra Masina isanandro Mizara teny avy amin'ny baiboly isanandro mba hanentanana hanamafy ny finoana

tsy ho foana, ny fanantenanao😁
19/05/2026

tsy ho foana, ny fanantenanao😁

18/05/2026

Mialohany anaovana voady, dia fantaro tsara ny zavatra tokony ho ambara. Aza adino ny mipartage ny video tsika..

18/05/2026

Fadio ny manamarintena ity e. Lioka 18:11-14

17/05/2026

izay manao ny sitrapon'ny Ray iany no miditra any.Matio 7:21-22

mila mandeha isika
17/05/2026

mila mandeha isika

Jehovah no fialofantsika @ andro fahoriana
17/05/2026

Jehovah no fialofantsika @ andro fahoriana

Aza mataotra
17/05/2026

Aza mataotra

Tsy miova Andriamanitra
16/05/2026

Tsy miova Andriamanitra

mino ny teny soratra masina ve ianao? marina ange io e.. hainy Jehovah atao ny zavatra rehetre..
15/05/2026

mino ny teny soratra masina ve ianao? marina ange io e.. hainy Jehovah atao ny zavatra rehetre..

Address

Ambatondrazaka
Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fizarana teny Soratra Masina isanandro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share