Fei-TOAMASINA

Fei-TOAMASINA "Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao." Fotoam-bavaka isaky ny alahady amin'ny 09h30

Asan'ny Apostoly 16:31

Tongasoa eto amin'ny pejy facebook an' ny Fiangonana Foyer Evangélique International, 501 Toamasina, Madagasikara.

01/12/2025

" Ny didinao mampahahendry ahy mihoatra noho ny fahavaloko, Satria ato amiko mandrakizay ireny. " — Salamo 119 : 98

" Tes commandements me rendent plus sage que mes ennemis, car je les ai toujours avec moi. " — Psaume 119 : 98

26/11/2025

Efa narovako ny tongotro tsy ho amin'izay lalàn-dratsy, Mba hitandremako ny teninao.
— Salamo 119 : 101

14/08/2025

" Fa araka ny voasoratra hoe: Izay tsy mbola hitan'ny maso ary tsy mbola ren'ny sofina, na niditra tao am-pon'ny olona, na inona na inona no efa namboarin'Andriamanitra ho an'izay tia Azy. " — I Korintiana 2 : 9

📌 SAVE THE DATES🗺 4 chemins Morarano - Immeuble gris 2eme étage
16/12/2024

📌 SAVE THE DATES
🗺 4 chemins Morarano - Immeuble gris 2eme étage

"Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin’ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan’ny Fana...
19/05/2024

"Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin’ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan’ny Fanahy Masina azy." Asan'ny Apostoly 2:4


📣 Allo allo antsika aketo Tamatave e 🌴 ! Ity 'ndraika ny maresaka atolotra ho antsika : conférence miaraka amin'i Zoky S...
06/05/2024

📣 Allo allo antsika aketo Tamatave e 🌴 !
Ity 'ndraika ny maresaka atolotra ho antsika : conférence miaraka amin'i Zoky Seheno sy fotoana hiarahana mifaly, mifampizara miaraka amin'ny tanora maro avy amin'ny toerana samihafa.
🗓 Ny SABOTSY hoavy izao 11 Mey 2024 ao amin'ny MASOVA 501.
⏰ Maraina amin'ny 09 ora sy sasany ary ny hariva amin'ny 02 ora sy sasany.

TONGAVA MARO fa tsy misy vidim-pidirana !!

Young Worship Renewal

22/04/2024

FIADANANA E ! Ity misy vaovao mahafaly :
ALIM-BAVAKA miaraka amin'ny Young Worship Renewal . Atao ny zoma 26 Aprily ho avy izao. Manomboka amin'ny 08 ora sy sasany alina. Toerana : 4 chemins Morarano, immeuble gris (2ème étage)
FOTOANA NATAO HO AN'NY REHETRA TSY ANKANAVAKA. Entano ary ny namanao rehetra ho avy.

✝ DIEU recherche de vrais Adorateurs 🕊
🔥 Apocalypse 3 : 15 🔥

📣 HEY, RÉVEILLON 2023 ET BONNE ANNÉE 2024 🎊 !!'Ndao hamarana ny taona 2023 sy hitsena ny taona vaovao AO AMIN'NY FANATRE...
28/12/2023

📣 HEY, RÉVEILLON 2023 ET BONNE ANNÉE 2024 🎊 !!
'Ndao hamarana ny taona 2023 sy hitsena ny taona vaovao AO AMIN'NY FANATREHANY. 'Ndao hiaraka hiaona AMINY 🕊 any amin'ny LALINA 🌊.
"Ny lalina miantso ny lalina noho ny firohondrohon’ny riananao;
Ny onjanao rehetra sy ny alon-dranonao efa nanafotra ahy."
Salamo 42:7

(PS : Samia mitondra tsakitsaky 😉)

22/12/2023

📣 VONINAHITRA HO AN'ILAY MPANJAKAN'NY MPANJAKA 👑🌿

📍 Fotoam-piderana :
- Alatsinainy faha 25 desambra 2023
- Amin'ny 09 ora maraina

🔔➕ Ary raha ny MAZAVA foana no dinihin'ny masonao dia tsy mba ho tody any anaty aizina izany ny dia alehanao ‼️📌 Tandrov...
04/12/2023

🔔➕ Ary raha ny MAZAVA foana no dinihin'ny masonao dia tsy mba ho tody any anaty aizina izany ny dia alehanao ‼️

📌 Tandrovy ny zavatra jeren'ny masonao

"Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao."
Sal 119:105


Address

4 Chemins Morarano
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fei-TOAMASINA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share