27/08/2026
📸Retour en images ❤️ du 26 août au CRJS..
🙏 Fankasitrahana feno ho an’Andriamanitra t@ zavatra rehetra zay natao, nanomboka hatrany @ fiandohany fanomanana ka hatraminy fahavitan’ny fotoana. sy ny Haja satria avy Aminy ny fahasoavana sy ny talenta nafahana nidera Azy.
🙏 Mankasitraka ihany koa ny @ ireo rehetra zay nanohana sy namaly ny fanasana. ho aminao sy ny ankohonanao.
🤝 Félicitations à toute l'équipe. Restez toujours dans l'humilité et dans l’amour de Jésus.
Mandresy tsara Fifampizarana mahasoa Rija Randrianandianina Hajaniaina Randrianandianina