Association Fanatenana

Association Fanatenana CREER des solidarité sur la santé communautaire

28/11/2022

TONONANDRO 28-29 NOVEMBRE 2022
ALAHAMADY/BELIER : 22 Mars-21 Avril

Asa
Tandremo ny manao asa roa na telo @ fotoana iray fa lasa vita ratsy ny asanao , ka ho hisy fiantraikany izany tsy ho ela
Vola
Mihatsara ny fidirambola ho an ireo 2 emme decan ,ka mahaiza mitantana dia hilamina ny fety
Fitiavana/Tokantrano
-milamina ny vintam-pitiavana indrindra ho an ny 1 er decan
Fahasalamana
- tandremo ny épice be loatra fa mandreraka ny aty indrindra ho an ireo olon-dehibe

ADAORO/TAUREAU : 22 Avril-22 Mai
Asa
- Mbola somary mavesatra ho an ny sasany ka hilana fitandremana indrindraeo @ resaka fifandraisana
Vola
- mbola mila mitandrina ireo 3 emme decan
Fitiavana
Ho hisy olana kely ireo mampirafy amin inty herinandro inty
Fahasalamana
Mazotoa mihinana voankazo fa fotoanany izao

ADIZAOZY/GEMEAUX : 23 Mai-22 JUIN
Asa
-tandremo ny sangisangy sy ny hanihany fa mety hisy fiantraikany @ fifandraisana sy ny hatsaran ny asanao
Vola
-miditra ny vola ho an ireo manan-talenta sy panakanto ato ho ato koa mahaiza mitantana
Fitiavana/Tokantrano
-hafantohy @ resaka matotra ny resaka @ olo tianao indrindra ho an ireo tanora
Fahasalamana
Mila rivotra madio ny sasany aminareo , indrindra ireo manana olana @ avokavoka

ASORONTANY/CANCER: 23 Juin-21 Juillet
Asa
- mitandrema hatrany ireo 1er decan fa mbola marisarisa ny vintana mifehy anareo
Vola
- sarotra fehezina ny fivoaham-bola ho an ny ankamaroanareo
Fitiavana/Tokantrano
- misy no hisongadina ara pitiavana @ inty herinandro inty
Fahasalamana
- manatona mpitsabo raha misy tsy azo azo

ALAHASATY/LION: 22 Juillet.-23 Août
Asa
- miaraka @ ankamaroanareo ny vintana indrindra ireo mivarotra sy manan-talenta
Vola
-mihatsara ny fidiram-bola ho an ireo 1er decan saingy fehezo tsara ny fivoahany
Fitiavana/Tokantrano
- tsara ho an ny tanora vavy ny vintampitiavana mandritra ny herinandro
Fahasalamana
- mila manara-maso akaiky ireo mahazoazo taona fa somary marefo indrindra ho an ireo 3emme decan

HASIMBOLA/VIERGE : 24 Août-23 Septembre.
Asa
-aza mora sorena aza sarotiny fa havelao hi rindra milamina
Vola
-aza mampindram-bola ato ho ato fa tsy ho tafaverina manontolo
Fitiavana/Tokantrano
- misy ady ady madinika fa saingy tsy misy hatahorana
Fahasalamana
- lanjalanjao ny sakafo ho hanina fa somary marefo ny kibo

ADIMIZANA / BALANCE: 24 Septembre.-22 Octobre
Asa
-mizara roa ny vintan’asa mavesatra ho an ny 1er decan ary mihatsara hatrany ho an ny 3emme decan
Vola
- tsy dia mirindra loatra ny fidiram-bola ho an ny ankamaroany
Fitiavana/Tokantrano
Misy ny handalo fisedrana ara pitiavana ny vehivavy adimizana @ inty herinandro inty
Fahasalamana
- mahaiza mitsitsy haina ihany

ALAKARABO/SCORPION: 23 Octobre.-22 Novembre.
Asa
- tandremo ny teny mahintsy fa mitondra vesatra @ asa
Vola
- manomboka misokatra tsy kelikely ho an ireo 1er decan
Fitiavana/Tokantrano
- ao aminao ny fitiavana lalina fa mahaiza maneho izany
Fahasalamana
- Aza mandany hery be loatrany lehilahy
ALAKAOSY/SAGITTAIRE : 23 Novembre.-22 Décembre.
Asa
- tsara ny vintan’asa amin ny inty herinandro inty indrindra ho an ireo 1er decan
Vola
- mbola somary malama ny vola
Fitiavana/Tokantrano
- aza mampanatena valala tsy antanana
Fahasalamana
- Misy ireo hanana olana @ aty sy aretin’andoha ato anatin ny telo andro
-
ADIJADY/CAPRICORNE : 23 Décembre-20 Janvier.
Asa
- mbola somary marisarisa sy mavesatra ho an ireo 1er decan mila fitandremana ny fanatanterahan’asa
Vola
- milamina ny fidiran ny vola ho an ny ankamaroany indrindra ireo mivarotra
Fitiavana/Tokantrano
-maro @ ireo vehivavy adijady no handalo fisedrana ara pitiavana
Fahasalamana
-ataovy feno ny sakafo ho hanina indrindra ho an ireo zaza mitombo sy ho an ny tanora

ADALO/VERSEAU : 21 Janvier.-20 Février.
Asa
-misy aminareo adalo no hanakinan ny sefonareo asa mavesatra sy sarotra , ataovy ankafaliana fa manatsara ny traikefa izany sy voninahitra
Vola
Mila mahay mandrindra ny fitantanam-bola dia hilamina ny fety atsy ho atsy
Fitiavana/Tokantrano
-tsara ny vintam-pitiavana ho an ny ankamaroany
Fahasalamana
- ny haretinandoha sy ny fahasorenana no mitohy ho an ireo tsy mitandrina

ALOHONTSY/POISSONS : 21 Février-21 Mars
Asa
-milamina @ ankapobeny mihatsara ny vintan asa , mila mitandrina kosa ireo 2emme decan fa mety hisy olana ara pifandraisana
Vola
-tandremo ny trosa fa manimba fitantanam-bola
Fitiavana/Tokantrano
Milamina ho an ny ankamaroany indrindra ireo tanora
Fahasalamana
- mety hanana olana ireo manana olana eo @ aty sy vavony
CONTACT
FB astromania fondation fitiavana
Page astromania fondation fitiavan
Groupe fondation astromania
Adresse : BD RAKOTOSON JEAN lot 72 Tanambao V Toamasina
Emission radio talata sy zoma @ 10 ora sasany radio sisseil toamasina
Téléphone 034 26 808 02

14/08/2022

Conte : Ali Baba et les quarante voleurs

Ali Baba est un pauvre homme bûcheron. Un jour, il part dans la forêt. Soudain il entend des voix : il se cache dans un arbre où il entend le chef d'une bande de quarante voleurs prononcer la formule magique qui permet d'ouvrir une porte dans la roche : « Sésame, ouvre-toi ! » et la formule magique pour la fermer : « Sésame, ferme-toi ! ». Après le départ des bandits, Ali Baba pense plus sage d'attendre un moment plus propice pour descendre de son arbre. Une fois le crépuscule venu, il prononce la formule et entre dans la grotte, découvre des trésors accumulés et emporte une partie de l'or. Son frère Cassim, qui est un riche marchand, est surpris par la fortune soudaine d'Ali Baba qui lui raconte son aventure. Cassim va à la caverne, mais troublé par la vue de tant de richesses, ne retrouve plus la formule qui lui permettrait de sortir de la grotte. Les bandits le surprennent dans la grotte, le tuent et découpent son corps en morceaux. Ali Baba, inquiet de l'absence de son frère, va à la grotte et découvre les restes de celui-ci qu'il ramène chez lui. Avec l'aide de Morgiane, son esclave très habile, il réussit à enterrer son frère sans attirer l'attention de ses connaissances.

Les bandits, ne retrouvant plus le cadavre, comprennent qu'une autre personne connaît leur secret. Ils finissent par repérer la maison d'Ali Baba. Leur chef se fait passer pour un marchand d'huile et demande l'hospitalité à Ali Baba. Il est accompagné par un convoi de mules portant trente-huit jarres. Une d'elles est remplie d'huile et chacune des trente-sept autres cache un des bandits (deux bandits ayant été précédemment exécutés pour avoir échoué à retrouver Ali Baba). Ils projettent de tuer Ali Baba pendant son sommeil. Morgiane découvre leur plan et tue les bandits cachés dans les jarres en versant de l'huile bouillante dans chacune d'elles. Quand le chef va chercher ses complices, il découvre les cadavres de ses hommes et fuit.

Pour se venger

07/08/2022

Izay mahavoavaly ity fanotanina ity dia andefasako credit 10.000ar
Arao to toromarika ary🥰
Kitio aloh ny sary🙆🏻‍♂️de dinio tsara😉 apetrao eo @ com ilay valiny marina,,,Rehefa vita zay dia zarao 3misy anao 🥰
Farany !!Abonneo ny page de aza adino ny mijery ny vazo 🤜🏻👉🏻👉 https://www.facebook.com/470360471591499

Rehefa vitanao ny fepetra rehetra dia alefaso mp aty ny NUMERAO ANAO FA ANDEFASANAY ANY ILAY CREDIT🥰🏻

06/08/2022
05/08/2022

Différence entre Rentrer, Revenir et Retourner.

02/08/2022

Sagesse

■Socrate avait la réputation d'être d'une grande sagesse. Un jour, quelqu'un est venu lui rendre visite et lui a dit :
-Vous savez ce que je viens d'entendre sur votre ami ?
- Un instant, répondit Socrate, avant que tu ne me le dises, je voudrais te faire passer un test, celui des trois tamis.
- Les trois tamis ?
- Avant de raconter quelque chose sur les autres, il est bon de prendre le temps de filtrer ce que vous souhaitez dire. Le premier tamis est celui de la vérité. Avez-vous vérifié que ce que vous allez me dire est vrai ?
- Non, j'en ai seulement entendu parler...
- Très bien. Donc tu ne sais pas si c'est vrai. Poursuivons avec le deuxième tamis, celui de la bonté. Ce que tu veux me dire sur mon ami, c'est quelque chose de bien ?
- Oh non, au contraire !
- Donc tu veux me dire des choses mauvaises sur lui et tu ne sais même pas si elles sont vraies. Peut-être pouvez-vous encore passer le test, il reste le troisième tamis, celui de l'utilité. Est-il utile pour moi de savoir ce que cet ami aurait fait ?
- Pas vraiment.
- Donc, conclut Socrate, ce que tu as voulu me dire n'est ni vrai, ni bon, ni utile. Alors pourquoi as-tu voulu me le dire ?
♣️

Address

Boulevard RAKOTOSON JEAN 72 TANAMBAO V
Toamasina
501

Telephone

0320490236

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Fanatenana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share