Communauté Evangelique la Présence de Dieu Tamatave

Communauté Evangelique la Présence de Dieu Tamatave Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Communauté Evangelique la Présence de Dieu Tamatave, Religious organisation, Mangarivotra sud , P/lle 21/53 devant terrain Basket @ Stadium, Toamasina.

16/12/2025
11/12/2025

Mention spéciale à mon nouveau super fan!Sju Ghanaa

FANAZAVANA VENTIKEVITRA“Handeha rombahintsika ny anjara lova avy amin’ny Jehovah”Ny “Adin’ireo Andrarezina” na (Bataille...
19/11/2025

FANAZAVANA VENTIKEVITRA
“Handeha rombahintsika ny anjara lova avy amin’ny Jehovah”
Ny “Adin’ireo Andrarezina” na (Bataille des Géants) dia vina iraisan’ny tenan’i JESOSY KRISTY rehetra, na fiangonana na fikambanana izay mikendry ny Fanafahana ny tananantsika. Rehefa resy ny fahavalo izay manakana ny fahombiazan’ny Filazantsara dia andao “Handeha rombahintsika ny anjara lova”.

Izay no lohahevitra entina amin’ity hetsika lehibe ity izay hatao eto Toamasina, izay vavahadin’ny Filazantsara, izany hoe vavahady ara-panahy ihany koa ho an’i Madagasikara iray manontolo.

Toy ireo mpitsikilo 12 avy tao Israely, hisafo tany isika mandritra ny 4 andro izay maneho ny 40 andro amin’ny ara-panahy. Fantatsika tsara fa ny 31 desambra dia fotoana fiampitana amin’ny taona vaovao.

Noho izany, hiatrika sy hanjera ireo andrarezina izay mibahana eo am-bavahady (misakana ny filazantsara) isika mba hamohantsika ny varavarana. Mandray sy maka mialoha ireo fitahiana sy fahasoavana ho avotsotr’Andriamanitra ho an’ny Tenan’I Kristy sy ho an’ny firenena ho an’io taona 2026 io isika.

Tsy miady isika mba ahazoana fandresena fa avy eo amin’ny fandresena isika no miady, satria voasoratra hoe manoatra noho ny mpandresy isika amin’ny alalan’Ilay tia antsika (Rom 8/37).

FANDAHARAM–POTOANA

ANDRO
ORA
FANDAHARAM–POTOANA
03/12/25
5H00 – 8H hariva
Fanokafana amin’ny fomba ofisialy
Lohahevitra : Andeha isika hiakatra sy hisafo tany
04/12/25
5H00 – 8H hariva
Lohahevitra : Adin’ireo fanahy
05/12/25
5H00 – 8H hariva
Lohahevitra : Ry mpandresy, handeha rombahintsika ny firenena
06/12/25
2H00 – 5H hariva
Famaranana
Lohahevitra : Handeha handramantsika ny voaloham-bokatry ny 2026

Église la présence de Dieu Tamatave
16/10/2025

Église la présence de Dieu Tamatave

Il est temps pour l’église du Christ de se lever et être éclairée par la parole de Dieu , car la gloire de l’Eternel,aut...
16/10/2025

Il est temps pour l’église du Christ de se lever et être éclairée par la parole de Dieu , car la gloire de l’Eternel,autrement dit la présence de Dieu (sa puissance,sa grâce et son amour) apparut dans l’église.
Le monde est encore dans les ténèbres spirituels et dans l’obscurité de la tribulation
Mais l’Éternel brille sur l’Église du Christ et sur le reste du monde , à travers l’église. Des représentants des nations,des leaders convergent vers le temple de Dieu témoigner leur respect à l’Éternel

’est la connaissance de Dieu
’est l’ignorance
# c’est le combat de vie,les problèmes
Ésaïe 60:1-2 LSG
[1] Lève-toi, sois éclairée, car ta lumière arrive, Et la gloire de l’Éternel se lève sur toi. [2] Voici, les ténèbres couvrent la terre, Et l’obscurité les peuples; Mais sur toi l’Éternel se lève, Sur toi sa gloire apparaît.

Osée 4:6 BCC1923
[6] Mon peuple périt faute de connaissance; parce que tu as rejeté la connaissance, je te rejetterai de mon sacerdoce. Tu as oublié la loi de ton Dieu; moi aussi, j'oublierai tes enfants.

Les peuples de Dieu est détruit suite à leur manque de connaissances à la parole,autrement dit les fidèles ne sont pas bénie,ne voient pas la gloire de Dieu et sa grandeur a cause de leurs ignorances.

Et Il dit puisque tu as rejeté connaissance,je te rejetterai,autrement dit puisque tu ne veux pas apprendre et comprendre la parole je te rejetterai.
L’Éternel s’adresse à l’Église surtout aux leaders , serviteur et responsable.
Il faut toujours croître en connaissance, Dieu se manifester à nous aux degrés de notre connaissance à lui,s’Il est simple guérisseur de tête pour toi alors Il vas se manifester en tant que guérisseur de tête.
Si Dieu est amour donc Il va se manifester en tant que Dieu est amour, tout dépend de ta connaissance.
Frère et sœur cherchant à connaître Dieu pour vivre ses promesses
Dieu est fidèle , il ne sait pas mentir

Gabriel Isaac Rabarivelo

Fintina an-tsary sy an-tsoratra ny fotoambavaka alahady 05/10/2025Niarahana tamin'i Mama Tsaroana Mosa ✅Nanambara ny mpa...
07/10/2025

Fintina an-tsary sy an-tsoratra ny fotoambavaka alahady 05/10/2025
Niarahana tamin'i Mama Tsaroana Mosa
✅Nanambara ny mpanompon'Andriamanitra tamin'io fotoana io fa tafiditra ao anatin'ny volan'ny filazantsara isika izao araka ny "Charte de culte" ka araka izany indrindra hoy izy no ilantsika ny fifankatiavana sy ny toe-po manompo.♥️
👉Ireto no soratra Masina fototra nentiny tamin'izany:
📖 Salamo 133:1-3
📖Filipiana 2:1-18
✅Taoriana ny fampianarana dia niroso tamin'ny Vavaka ho an'ny firenena ny fiangonana araka ireto Tenin'Andriamanitra manaraka ireto:
📖Salamo 32:12
📖Isaia 62:6-8
✅Ary farany araka ny mahazatra ny fiangonana rehefa alahady voloahan'ny volana dia niroso amin'ny Fisaorana an'Andriamanitra ihany koa ny fiangonana.

Bientôt la bataille du Géant
06/10/2025

Bientôt la bataille du Géant

06/10/2025

J’ai gagné 194 followers, créé 4 publications et reçu 97 réactions au cours des 90 derniers jours ! Merci à toutes et tous pour votre soutien sans faille. Je n’aurais pas pu y arriver sans vous. 🙏🤗🎉

Address

Mangarivotra Sud , P/lle 21/53 Devant Terrain Basket @ Stadium
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Communauté Evangelique la Présence de Dieu Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share