25/12/2025
"Fa rehefa tonga tokoa ny fotoanandro, dia nirahin’Andriamanitra ny Zanany: natera-behivavy io Zanany io ary niaina teo ambany fahefan’ny lalàna jiosy, mba hanavotra izay teo ambany fahefan’ny lalàna ary mba handraisantsika ny anjara maha zanak’Andriamanitra"
Gal4:4-5 DIEM ✝️♥️
STK ZANDRINY vous souhaite joyeux Noël et bonne année ! ✨🌲
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra tompoko 🥳
Samy hotahin'Andriamanitra 🫶