29/03/2025
🚨🚨🚨
Akory aby olo jiaby 😁😁
🗣️ 📢
Izahay Mpiservy Lamesa eto an-tampo Tananan'ny Toamasina dia mikarakara hetsika maventy ho antsika, dia tsy ino zeigny fa ny
🎇🎇 JOURNÉE CULTURELLE DES SERVANTS D'AUTEL DE TOAMASINA 🎇🎇
📆 ALAHADY 27 AVRIL 2025
🕑 14H - 17H30
🏟️ Au Foyer ANGELO ROTA Sacré cœur, Tanambao 5 Toamasina
📌 Ireto aby ny raha ho hitantsika ao amin'ny zeigny fampisehoagna zeigny:
1️⃣ MISTER 🕴🏼🕴🏼✨
Izay hataonay Mpiservy Lamesa isaky ny Paroasy, ao anareo hahita Mpiservy agnaty fitafy samy hafa zeigny 😉
2️⃣ DANSE CULTURELLE MALAGASY 💃🏼🕺🏼🇲🇬🇲🇬
Mpiservy Lamesa mitsinjaka ndreiky no ho hitantsika eo
3️⃣ KARAOKÉ 🎤
Hataon'ireo Commission liturgie ao amin'ny Mpiservy magnelagnelagna an'ireo hetsika roa voalohany ireo mba hazahoantsika ambiance mafana tsara 🔥🔥
📌 Agnatiny raha jiaby zeigny, misy tsakitsaky sy zava-pisotro maro isan-karazany izay hamidy amin'ny vidiny mirary dia mirary
🍡🍺🍾
📌 Vidim-pidiragna natao ho zakantsika:
🥇 VIP: 20.000 AR (2 personnes) boissons et grillades offertes
🥈 COUPLE ❤️: 10.000 AR (2 personnes) boissons offertes
🥉 CAVALIER : 3000 AR (1 personne)
** VIP & Couple: place spéciales ✨✨✨
Avec DJ Dolly au platine 🎧🎛️
🗣️ «Magnentagna antsika mba ho tonga maro»
🎟️🎫 Tickets na billet dia afaka vidintsika amin'ny Mpiservy Lamesa amin'ny Paroasy misy antsika eto Toamasina
Reservation et plus d'informations:
☎️ +261349403895 / +261327767704.