Vavaka Katolika by Lydia R.

Vavaka Katolika by Lydia R. Vavaka Katolika amim-peo

10/05/2025

SAPILEN'NY FAMINDRAMPON'ANDRIAMANITRA
CHAPELET DE LA MISERICORDE
Misaotra anao manaraka ny pejy sy miara-miombom-bavaka!!
Afaka arahinao ao amin'ny You Tube ihany koa
https://youtu.be/1mt8zW9QWd8?feature=shared
Samy ho tahian'Andriamanitra!!

Hira: Akoho kely latsaka an-kady
Boky: ilay apostolin'ny famindrampon'Andriamanitra.
Edisiôna Md Paoly Antananarivo.

07/05/2025

# Vavaka Hariva
Indro zaraina amintsika ny vavaka hariva
Hifampizarao hoan'ny namanao
Afaka arahinao @ you tube ihany koa
https://youtu.be/kGvrEcVk7A8?si=bJLQrfAMHCBtvyuN
Mirary soa hoantsika rehetra, samy hotahian'Andriamanitra 🙏🙏

21/12/2020

Misaotra antsika rehetra izay manaraka ny pejy sy miara-miombom-bavaka!!
Ity vavaka maraina ity moa dia nalaina tao amin'ny boky ''Vavaka'', Edisiôna Md Paoly - Filles de St-Paul. Pejy faha- 7 ka hatramin'ny faha 10. Boky izay ahitanao vavaka maro isankarazany ihany koa!! Mirary Tontolo andro mahafinaritra Tompoko dia samy ho Tahian'Andriamanitra🙏🙏
https://fb.watch/2vOLrjH8HN/

23/11/2020

VAVAKA MARAINA
[ Maraina # ] Katolika
Vavaka Katolika # Mihainoa finaritra dia zarao amin'ny namanao raha sitrakao!!
Afaka arahinao ao amin'ny You tube ihany koa https://www.youtube.com/watch?v=2yfjz2mp_sY
Mirary tontolo andro mahafinaritra eo ambany fahasoavan'Andriamanitra!!

23/11/2020

VAVAKA MARAINA VAVAKA MARAINA KATOLIKA VAVAKA KATOLIKA MARAINA Misaotra anao manaraka ny pejy sy miara-miombom-bavaka!! Afaka arahinao ao amin'ny facebook: V...

https://youtu.be/9FOz116RXt4
11/11/2020

https://youtu.be/9FOz116RXt4

Vavaka Katolika - Sapile amin'ny Fo andraisan'i Jesoa antsika Chapelet du Coeur d'Accueil de Jésus Atolotra am-pitiavana!! Hifampizarao amin'ny namanao!! Dia...

Address

Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vavaka Katolika by Lydia R. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share