FJKM Betela Tanambao V Toamasina

FJKM Betela Tanambao V Toamasina "Tsy hafa ity fa Tranon'Andriamanitra sy Vavahadin'ny Lanitra" (Genesisy. 28:17b)

FANANTENANA MITORYmiaraka amin'i Trompetra Fanantenana FLM 67ha. Zoma 1 novambra @ 3ora tolakandro ao @ CJST.Hotronin'ny...
31/10/2024

FANANTENANA MITORY
miaraka amin'i Trompetra Fanantenana FLM 67ha.
Zoma 1 novambra @ 3ora tolakandro ao @ CJST.
Hotronin'ny :
- Akon'i Betela Chorale Fjkm Betela Tanambao V
- Akon'i Lotera, FLM Morarano.
Tongava maro

Tafajoro ny Biraon'ny KATEKISTA eto amin'ny Fjkm Betela Tanambao V.
29/10/2024

Tafajoro ny Biraon'ny KATEKISTA eto amin'ny Fjkm Betela Tanambao V.

  maha Filohan'ny SAFIF Betela an'i Dada RAFENOMANANTSOA Dénis mianakavy."Fa manana izao rakitra izao amin'ny vilany tan...
29/10/2024

maha Filohan'ny SAFIF Betela an'i
Dada RAFENOMANANTSOA Dénis mianakavy.
"Fa manana izao rakitra izao amin'ny vilany tany izahay, mba ho an'Andriamanitra ny halehiben'ny hery, fa tsy ho avy aminay."
(II Korintiana.4:7)
Alahady 27 oktobra 2024 - Fjkm Betela Tanambao V

Address

Tanambao V
Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Betela Tanambao V Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to FJKM Betela Tanambao V Toamasina:

Share

Category